12/12/2012
Ady saritaka ny an’ireto mpivady teny Ambanidia ny faran’ny herinandro lasa teo. Nahatratraran-dramatoa kapaoty efa niasa ary mbola tsirinaina, mifatotra tsara tao am-paosin’ny vadiny. Teo am-pisavana ireo lamba hosasana no nahitan’ity renim-pianakaviana ity ilay fimailo. Fampirafesana avy hatrany no tao an-tsainy ary tsy nanana eritreritra hafa mihitsy ny tenany fa dia hoe niara-natory tamina vehivavy tany ivelany tany ny vadiny. Niantso an-tariby an-dramose ilay ramatoa ka nanery ity farany hiverina haingana any an-trano.
Felaka tehamaina avy hatrany no niantefa teny amin’ny tavan’ilay rangahy raha vao nandingana ny varavarana; natohok’ilay ramatoa teo amin’ny orony rahateo koa ilay kapaoty, niharo tabataba sy ranomaso. Nandà hatramin’ny farany anefa ilay rangahy fa tsy niaraka tamina vehivavy velively mihitsy ny tenany. Tsy nino izany hatramin’ny farany koa ilay ramatoa. Efa lasa lavitra ny fifamaliana teo amin’izy roa vao nivaky ny marina ilay rangahy.
Hatsatry ny fahatairana sy ny fahadisoam-panantenana tanteraka mihitsy ilay ramatoa taorian’ny ampamoaka nataon’ny vadiny. Tsy niaraka tamina vehivavy tokoa ramose fa ny tenany no niray tamina lehilahy! Irony antsoina hoe “bisexuel” irony ilay rangahy fa izay vao fantatry ny vadiny. Azo antsoina ho fijangajangana (adultère) ve izao zava-nitranga izao ary azo henjehina eo anatrehan’ny lalàna araka ny voalazan’ny Fehezan-dalana famaizana mikasika ny fijangajangana? Fiarahan’ny lahy sy vavy hatrany mantsy no nahazatra ny sofina rehefa mandre raharaham-pitsarana manodidina ity resaka fijangajangana ity eny amin’ny lapan’ny Fitsarana.
Le bureau du district de Soalala est presque en ruine. Aucun entretien n’est en cours et la bâtisse offre un spectacle désolant. C’est étonnant quand on sait que grâce aux minerais de fer que les Chinois ... Lire la suite
Niseho tamin’ny fomba ofisialy tetsy amin’ny Hôtel Colbert Antaninarenina ny komity mpanohana ny kandidà Pierrot Rajaonarivelo, mitondra ny anarana Vahatra izay hivondronan’ireo antoko politika sy fikambanana maro man ... Lire la suite
Quelques têtes politiques ont choisi depuis le début de ce mois, de se prononcer ouvertement contre la tenue des élections qui restent encore hypothétiques, malgré l’optimisme béat et servi ... Lire la suite
Nandritra ny valan-dresaka nataon’ny filoha teo aloha Ravalomanana, omaly, no nilazany ny fahitany ny akon’ny fivorian’ny Troika farany teo izay nanamafy ny fanohanan’ny fianankaviambe iraisam-pirenena ny firosoana amin’ny fifidia ... Lire la suite
Empêtrés dans les contradictions internes d’un ministère qui, à chaque changement de régime, perd de plus en plus de pouvoirs et de moyens, les commissaires et les contrôleurs économi ... Lire la suite
L’ancien président finira-t-il par soutenir un candidat à l’élection présidentielle sous la pression de la SADC ? Marc Ravalomanana a affirmé aux journalistes hier, lors d’une conférence d ... Lire la suite
Naneho ny heviny manoloana ny firosoana amin’ny fifidianana eto Madagasikara ihany koa ny antoko Pro Ravalomanana. Nambaran’ny mmpitarika an’ity antoko ity fa tsy mpanohana an-dRavalomanana akory izy ireo fa mpanohana ny foto-kevi ... Lire la suite
Naneho ny tsy fahafalian’ny mponina any amin’ny distrikan’i Soalala iny sy ny any amin’ny distrikan’i Besalampy ny solontenan’izy ireo izay tonga eto Antananarivo amin’izao fotoana izao. ... Lire la suite
Mbola tsy voatendry hatramin’izao izay olona hisolo ny filohan’ny delegasiona manokan’ny tananan’Antananarivo teo aloha Edgard Razafindravahy izay efa nametram-pialàna noho ny maha kandidà amin’ny fifidianana filoham ... Lire la suite
A presque un mois de la date du scrutin présidentiel, le KMF/CNOE affirme le démarrage d’ici quelques jours de la sensibilisation électorale relative à l’utilisation du système de bulletin unique ... Lire la suite
Visiteurs
611.494