12/10/2012
Mbola miady amin’ny fahafatesana amin’izao fotoana izao ilay mpiambina ny hôpitaly manara-penitra ao Mitsinjo Betanimena any Toliary. Voatifitry ny basy teo amin’ny lohany izany mpiasa izany afak’omaly alina rehafa nanao ny fiambenana toy ny mahazatra. Soa ihany fa tsy tafalentika tao amin’ny lohany ny balan’ilay basy fa nisolifatra ihany. Na izany na tsy izany dia azo lazaina fa voa mafy ihany ity ranamana ity satria voatery naiditra hôpitaly any an-toerana.
Mbola miady amin’ny fahafatesana amin’izao fotoana izao ilay mpiambina ny hôpitaly manara-penitra ao Mitsinjo Betanimena any Toliary. Voatifitry ny basy teo amin’ny lohany izany mpiasa izany afak’omaly alina rehafa nanao ny fiambenana toy ny mahazatra. Soa ihany fa tsy tafalentika tao amin’ny lohany ny balan’ilay basy fa nisolifatra ihany. Na izany na tsy izany dia azo lazaina fa voa mafy ihany ity ranamana ity satria voatery naiditra hôpitaly any an-toerana.
Araka ny loharanom-baovao avy any an-toerana dia bandy roa samy nanao fanamiana miaramila izao nahavanon-doza tamin’ny mpiambina ny hôpitaly manara-penitra izao. Tsy fantatra marina izay tena notetehan’izy ireo teny amin’izany faritra izany. Fa tovolahy iray sendra nandalo ary nitaingina bisikiteta no nosamborin’izy ireo ary efa saika lasany ilay bisikiteta. Alina rahateo ny andro ary maizimaizina ny elekelatrano mandalo ao andamosin’ny hôpitaly manara-penitra. Avy nanao izany asa-ratsy izany ireto olon-dratsy ireto no nahatsikaritra an’ilay mpiambina ny hôpitaly mora. Avy hatrany dia notifiriny tamin’ny basy ity farany ka izao naratra mafy teo amin’ny lohany izao. Araka ny loharanom-baovao dia basy roa no teny amin’izy ireo ka ny iray basim-borona matanjaka ary basy vita gasy ny iray.
Le bureau du district de Soalala est presque en ruine. Aucun entretien n’est en cours et la bâtisse offre un spectacle désolant. C’est étonnant quand on sait que grâce aux minerais de fer que les Chinois ...
Lire la suite
Niseho tamin’ny fomba ofisialy tetsy amin’ny Hôtel Colbert Antaninarenina ny komity mpanohana ny kandidà Pierrot Rajaonarivelo, mitondra ny anarana Vahatra izay hivondronan’ireo antoko politika sy fikambanana maro man ...
Lire la suite
Quelques têtes politiques ont choisi depuis le début de ce mois, de se prononcer ouvertement contre la tenue des élections qui restent encore hypothétiques, malgré l’optimisme béat et servi ...
Lire la suite
Nandritra ny valan-dresaka nataon’ny filoha teo aloha Ravalomanana, omaly, no nilazany ny fahitany ny akon’ny fivorian’ny Troika farany teo izay nanamafy ny fanohanan’ny fianankaviambe iraisam-pirenena ny firosoana amin’ny fifidia ...
Lire la suite
Empêtrés dans les contradictions internes d’un ministère qui, à chaque changement de régime, perd de plus en plus de pouvoirs et de moyens, les commissaires et les contrôleurs économi ...
Lire la suite
L’ancien président finira-t-il par soutenir un candidat à l’élection présidentielle sous la pression de la SADC ? Marc Ravalomanana a affirmé aux journalistes hier, lors d’une conférence d ...
Lire la suite
Naneho ny heviny manoloana ny firosoana amin’ny fifidianana eto Madagasikara ihany koa ny antoko Pro Ravalomanana. Nambaran’ny mmpitarika an’ity antoko ity fa tsy mpanohana an-dRavalomanana akory izy ireo fa mpanohana ny foto-kevi ... Lire la suite
Naneho ny tsy fahafalian’ny mponina any amin’ny distrikan’i Soalala iny sy ny any amin’ny distrikan’i Besalampy ny solontenan’izy ireo izay tonga eto Antananarivo amin’izao fotoana izao. ... Lire la suite
Mbola tsy voatendry hatramin’izao izay olona hisolo ny filohan’ny delegasiona manokan’ny tananan’Antananarivo teo aloha Edgard Razafindravahy izay efa nametram-pialàna noho ny maha kandidà amin’ny fifidianana filoham ... Lire la suite
A presque un mois de la date du scrutin présidentiel, le KMF/CNOE affirme le démarrage d’ici quelques jours de la sensibilisation électorale relative à l’utilisation du système de bulletin unique ... Lire la suite
Visiteurs
611.184