13/10/2012
Mbola mikatso mandrak’izao ny fanokafana indray ny orin’asa Simara any Nosy Be raha efa to amin’ny dingan’ny famahana ireo tolo-bidy izany. Raha nanontaniana ity raharaha ity ny mpanolontsaina avon’ny Tetezamita, Joseph Yollande, dia nilaza tsy am-pihambahambana fa avy ao amin’ny fiadidiana ny Tetezamita no mipetraka ny olana. Ho an’ity farany dia tadiavin’ireo mpanao politika manodidina ny filoha Rajoelina hatao fitaovana hazoana varo amin’ny fifidianana ny fanokafana indray ity orin’asa Sirama any NosyBe ity. Manahy ihany koa i Joseph Yollande fa mety ho tetika hanaratsiana ny tenany eo anetrehan’ny vahoaka any amin’iny faritra iny izao ataon’ny mpiara-miasa akaiky amin’ny filohan’ny tetezamita izao.

Tsiahivina fa teo am-panatenterahana ny famahana ireo tolo-bidy nalefan’ireo orin’asa vonona ny hividy ny Sirama NosyBe no nirotsaka antsehatra nandrava izany ireo mpitandro filaminana avy ao amin’ny DST. Ireto farany izay nitondra hafatra am-bava avy any amin’ny fiadidiana ny Tetezamita nadrara ny fanohizana izany famahana ireo tolotra avy amin’ireo orin’asa izany. Marihina fa miisa dimy ireo orin’asa nifaninana ary samy nandefa tolotra ara-dalana amin’ny fahavononany handray ity orin’asa sirama NosyBe ity. Mbola samy vonona ny amin’izany izy ireo amin’izao fotoana izao, hoy ny fanamarihan’i Joseph Yollande. Tsara ihany koa ny mampatsiahy fa tsy latsaky ny 1200 ireo olona very asa mivantana tamin’ny fikatonan’ity orin’asa ity.
Le bureau du district de Soalala est presque en ruine. Aucun entretien n’est en cours et la bâtisse offre un spectacle désolant. C’est étonnant quand on sait que grâce aux minerais de fer que les Chinois ... Lire la suite
Niseho tamin’ny fomba ofisialy tetsy amin’ny Hôtel Colbert Antaninarenina ny komity mpanohana ny kandidà Pierrot Rajaonarivelo, mitondra ny anarana Vahatra izay hivondronan’ireo antoko politika sy fikambanana maro man ... Lire la suite
Quelques têtes politiques ont choisi depuis le début de ce mois, de se prononcer ouvertement contre la tenue des élections qui restent encore hypothétiques, malgré l’optimisme béat et servi ... Lire la suite
Nandritra ny valan-dresaka nataon’ny filoha teo aloha Ravalomanana, omaly, no nilazany ny fahitany ny akon’ny fivorian’ny Troika farany teo izay nanamafy ny fanohanan’ny fianankaviambe iraisam-pirenena ny firosoana amin’ny fifidia ... Lire la suite
Empêtrés dans les contradictions internes d’un ministère qui, à chaque changement de régime, perd de plus en plus de pouvoirs et de moyens, les commissaires et les contrôleurs économi ... Lire la suite
L’ancien président finira-t-il par soutenir un candidat à l’élection présidentielle sous la pression de la SADC ? Marc Ravalomanana a affirmé aux journalistes hier, lors d’une conférence d ... Lire la suite
Naneho ny heviny manoloana ny firosoana amin’ny fifidianana eto Madagasikara ihany koa ny antoko Pro Ravalomanana. Nambaran’ny mmpitarika an’ity antoko ity fa tsy mpanohana an-dRavalomanana akory izy ireo fa mpanohana ny foto-kevi ... Lire la suite
Naneho ny tsy fahafalian’ny mponina any amin’ny distrikan’i Soalala iny sy ny any amin’ny distrikan’i Besalampy ny solontenan’izy ireo izay tonga eto Antananarivo amin’izao fotoana izao. ... Lire la suite
Mbola tsy voatendry hatramin’izao izay olona hisolo ny filohan’ny delegasiona manokan’ny tananan’Antananarivo teo aloha Edgard Razafindravahy izay efa nametram-pialàna noho ny maha kandidà amin’ny fifidianana filoham ... Lire la suite
A presque un mois de la date du scrutin présidentiel, le KMF/CNOE affirme le démarrage d’ici quelques jours de la sensibilisation électorale relative à l’utilisation du système de bulletin unique ... Lire la suite
Visiteurs
610.977