12/12/2012
Toy ireo tanan-dehibe maro manerana ny Nosy dia isan’ny iharan’ny fahatapatapan’ny jiron’ny Jirama ihany koa amin’izao fotoana izao ny ao an-tampon-tananan’Ambatondrazaka. Arakan y loharanom-baovao avy any an-toerana dia efa nanomboka tamin’ny herinandro teo dia tsy ampy intsony ny habetsahan’ny herin’aratra vokarin’ny Jirama any an-toerana raha oharina amin’ny filan’ny mpanjifa. Ny fahasimban’ny milina mpamokatra herinaratra any an-toerana no voalaza fa anton’izany. Vokany: maharitra adiny roan y fahatapahan’ny jiro isan’andro ary miovaova isaky ny faritra.
Tsara ny manamarika fa saika any amin’ny faritra maro manerana ny Nosy mihintsy no ahitana fahatapahan-jiro toy izao, ary saika ny fahasimban’ny kojakoja fanolo amin’ireo milina mpamokatra herin’aratra no anton’izany. Eo ihany koa anefa, ho an’ny sasany ny fatapahan’ny fifanarahana teo amin’ny orin’asa mpampanofa herin’aratra amin’ny Jirama sy ny Jirama. Ho an’ny faritra Ambatondrazaka manokana, nambaran’ny loharanom-baovao fa mety jo vahaolana amin’izao tsy fahampian’ny herinaratra izao ny fitrandrahana an’ireo renirano maro any an-toerana ho mpamokatra herinanratra. Manana ny ampy iny faritra iny raha izay renirano azo trandrahana ho tonga mpamokatra herinanratra izay no resahana.
Le bureau du district de Soalala est presque en ruine. Aucun entretien n’est en cours et la bâtisse offre un spectacle désolant. C’est étonnant quand on sait que grâce aux minerais de fer que les Chinois ... Lire la suite
Niseho tamin’ny fomba ofisialy tetsy amin’ny Hôtel Colbert Antaninarenina ny komity mpanohana ny kandidà Pierrot Rajaonarivelo, mitondra ny anarana Vahatra izay hivondronan’ireo antoko politika sy fikambanana maro man ... Lire la suite
Quelques têtes politiques ont choisi depuis le début de ce mois, de se prononcer ouvertement contre la tenue des élections qui restent encore hypothétiques, malgré l’optimisme béat et servi ... Lire la suite
Nandritra ny valan-dresaka nataon’ny filoha teo aloha Ravalomanana, omaly, no nilazany ny fahitany ny akon’ny fivorian’ny Troika farany teo izay nanamafy ny fanohanan’ny fianankaviambe iraisam-pirenena ny firosoana amin’ny fifidia ... Lire la suite
Empêtrés dans les contradictions internes d’un ministère qui, à chaque changement de régime, perd de plus en plus de pouvoirs et de moyens, les commissaires et les contrôleurs économi ... Lire la suite
L’ancien président finira-t-il par soutenir un candidat à l’élection présidentielle sous la pression de la SADC ? Marc Ravalomanana a affirmé aux journalistes hier, lors d’une conférence d ... Lire la suite
Naneho ny heviny manoloana ny firosoana amin’ny fifidianana eto Madagasikara ihany koa ny antoko Pro Ravalomanana. Nambaran’ny mmpitarika an’ity antoko ity fa tsy mpanohana an-dRavalomanana akory izy ireo fa mpanohana ny foto-kevi ... Lire la suite
Naneho ny tsy fahafalian’ny mponina any amin’ny distrikan’i Soalala iny sy ny any amin’ny distrikan’i Besalampy ny solontenan’izy ireo izay tonga eto Antananarivo amin’izao fotoana izao. ... Lire la suite
Mbola tsy voatendry hatramin’izao izay olona hisolo ny filohan’ny delegasiona manokan’ny tananan’Antananarivo teo aloha Edgard Razafindravahy izay efa nametram-pialàna noho ny maha kandidà amin’ny fifidianana filoham ... Lire la suite
A presque un mois de la date du scrutin présidentiel, le KMF/CNOE affirme le démarrage d’ici quelques jours de la sensibilisation électorale relative à l’utilisation du système de bulletin unique ... Lire la suite
Visiteurs
611.499