18/12/2012
Nanamarika ny faran’ny herinandro teo tany Toamasina ny fahatongavan’ny mpanolon-tsaina manokan’ny Praiminisitra, momba ny tontolo iainana, Emmanuel Rakotovahiny tany an-toerana. Arakan y loharanom-baovao dia nijery sy nanadihady mikasika ilay andramena 3 kamio tratra tany amin’ny lalam-pirenena faha-5 tamin’ny herinandro lasa no anton-dian’ity tompon’andrikitra ity.
Tsy dia re tsaika loatra anefa izany asa nataon’i Emmanuel Rakotovahiny tany Toamasina izany. Ny tsilian-tsofina no nilaza fa nisy ny fihaonany tamin’ny tompon’andrikitry ny Ala sy ny Tontolo iainana tany an-toerana. Teo ihany koa ny fijerena ireo andramena nogiazana ary ny fadin-tseranana tao Toamasina.
Tsara ny manamarika fa tsy nandrenesam-baovao hatramin’izao ny tohin’ilay fahatratrarana andramena farany teo tany amin’ny lalam-pirenena faha-5 ny maraina ben’ny 10 desambra 2012 teo. Tsy nisy hatramin’izao ny fahenoana ny fisian’ny fanadiadiana ny raharaha. Ireo mpamily ny fiara vaventy nitondra ireo bois de rose dia nitsoaka ary tsy hita hatramin’izao. Tsy mbola nisy tatitra ihany koa ny tena isa marina ny hazo izay nogejaina tao amin’ny tobin’nyzandary. Maro arak’izany ireo mihevitra fa “hilamina any ambadika any ity raharaha bois de rose ity, tahaka ireo raharaha teo aloha rehetra izay vitavita ho azy, na ireo nampidirina am-ponja aza tsy naharitra herinandro akory dia nahazo ny fahafahana vonjy maikany avokoa”.
Le bureau du district de Soalala est presque en ruine. Aucun entretien n’est en cours et la bâtisse offre un spectacle désolant. C’est étonnant quand on sait que grâce aux minerais de fer que les Chinois ... Lire la suite
Niseho tamin’ny fomba ofisialy tetsy amin’ny Hôtel Colbert Antaninarenina ny komity mpanohana ny kandidà Pierrot Rajaonarivelo, mitondra ny anarana Vahatra izay hivondronan’ireo antoko politika sy fikambanana maro man ... Lire la suite
Quelques têtes politiques ont choisi depuis le début de ce mois, de se prononcer ouvertement contre la tenue des élections qui restent encore hypothétiques, malgré l’optimisme béat et servi ... Lire la suite
Nandritra ny valan-dresaka nataon’ny filoha teo aloha Ravalomanana, omaly, no nilazany ny fahitany ny akon’ny fivorian’ny Troika farany teo izay nanamafy ny fanohanan’ny fianankaviambe iraisam-pirenena ny firosoana amin’ny fifidia ... Lire la suite
Empêtrés dans les contradictions internes d’un ministère qui, à chaque changement de régime, perd de plus en plus de pouvoirs et de moyens, les commissaires et les contrôleurs économi ... Lire la suite
L’ancien président finira-t-il par soutenir un candidat à l’élection présidentielle sous la pression de la SADC ? Marc Ravalomanana a affirmé aux journalistes hier, lors d’une conférence d ... Lire la suite
Naneho ny heviny manoloana ny firosoana amin’ny fifidianana eto Madagasikara ihany koa ny antoko Pro Ravalomanana. Nambaran’ny mmpitarika an’ity antoko ity fa tsy mpanohana an-dRavalomanana akory izy ireo fa mpanohana ny foto-kevi ... Lire la suite
Naneho ny tsy fahafalian’ny mponina any amin’ny distrikan’i Soalala iny sy ny any amin’ny distrikan’i Besalampy ny solontenan’izy ireo izay tonga eto Antananarivo amin’izao fotoana izao. ... Lire la suite
Mbola tsy voatendry hatramin’izao izay olona hisolo ny filohan’ny delegasiona manokan’ny tananan’Antananarivo teo aloha Edgard Razafindravahy izay efa nametram-pialàna noho ny maha kandidà amin’ny fifidianana filoham ... Lire la suite
A presque un mois de la date du scrutin présidentiel, le KMF/CNOE affirme le démarrage d’ici quelques jours de la sensibilisation électorale relative à l’utilisation du système de bulletin unique ... Lire la suite
Visiteurs
611.192