18/12/2012
Ny fanambarana avy amin’ny Fiadidiana ny tetezamita no nahafantarana fa nihazo an’I Lafrantsa omaly ny Filohan’ny tetezamita Rajoelina. Izany fanambarana izany ihany koa no manazava fa ho tohin’ny fanambarana izany nataony mikasika ny fandraisana ny hevitr’ireo mpiara-miombon’antoka amin’ny tenany ny amin’ny mety ho filatsahany na tsia amin’ny fifidianana filoham-pirenena no anton’izany fandehanana any Lafrantsa izany. Ny Lehiben’ny Diplomasia Frantsay no voalaza fa handray ny Filohan’ny tetezamita amin’izao diany any Lafrantsa izao.
Voaporofo arak’ity fanambarana nataon’ny Fiadidiana ny tetezamita ity fa tsy mitombina ny filazana fa malalaka tanteraka ny Filohan’ny tetezamita amin’izay fanampahan-kevitra ho raisiny. Satria hita mibaribary izao fa miankina tanteraka amin’ny Frantsay ny fahafahany milatsaka na tsy amin’ny fifidianana filoham-pirenena. Fihetsika izay manamafy fa tao ambadiky ny fametrahana an-keriny an-dRajoelina teo amin’ny fitondrana teto Madagasikara ity firenena ity. Fihetsika izay mitory ihany koa fa mbola eo ambany fanaraha-mason’ny Frantsay tanteraka izao tetezamita izao ary miankina aminy tanteraka ny fivoahana amin’ny krizy.
Tsiahivina fa ny faramparan’ny herinandro teo no nihaona tamin’ny filoha tanzaniana, izay filohan’ny SADC amin’izao fotoana izao ny Filohan’ny tetezamita. Fihaonana izay tsy nahitam-bokany satria tsy afaka nanapa-kevitra ny hilatsaka na tsia amin’ny fifidianana filoham-pirenena i Rajoelina. Tsara ihany koa ny mampatsiahy fa nialoha ny fivorian’ny SADC izay nanapahana ny famporisihana ny “ni…ni” dia efa nisy ny fihaonana teo amin’ny filohan’ny Tanzania sy ny lehiben’ny Diplomasia Frantsay. Fihaonana izay notombanan’ny rehetra fa niresahana ny raharaha Madagasikara.
Le bureau du district de Soalala est presque en ruine. Aucun entretien n’est en cours et la bâtisse offre un spectacle désolant. C’est étonnant quand on sait que grâce aux minerais de fer que les Chinois ... Lire la suite
Niseho tamin’ny fomba ofisialy tetsy amin’ny Hôtel Colbert Antaninarenina ny komity mpanohana ny kandidà Pierrot Rajaonarivelo, mitondra ny anarana Vahatra izay hivondronan’ireo antoko politika sy fikambanana maro man ... Lire la suite
Quelques têtes politiques ont choisi depuis le début de ce mois, de se prononcer ouvertement contre la tenue des élections qui restent encore hypothétiques, malgré l’optimisme béat et servi ... Lire la suite
Nandritra ny valan-dresaka nataon’ny filoha teo aloha Ravalomanana, omaly, no nilazany ny fahitany ny akon’ny fivorian’ny Troika farany teo izay nanamafy ny fanohanan’ny fianankaviambe iraisam-pirenena ny firosoana amin’ny fifidia ... Lire la suite
Empêtrés dans les contradictions internes d’un ministère qui, à chaque changement de régime, perd de plus en plus de pouvoirs et de moyens, les commissaires et les contrôleurs économi ... Lire la suite
L’ancien président finira-t-il par soutenir un candidat à l’élection présidentielle sous la pression de la SADC ? Marc Ravalomanana a affirmé aux journalistes hier, lors d’une conférence d ... Lire la suite
Naneho ny heviny manoloana ny firosoana amin’ny fifidianana eto Madagasikara ihany koa ny antoko Pro Ravalomanana. Nambaran’ny mmpitarika an’ity antoko ity fa tsy mpanohana an-dRavalomanana akory izy ireo fa mpanohana ny foto-kevi ... Lire la suite
Naneho ny tsy fahafalian’ny mponina any amin’ny distrikan’i Soalala iny sy ny any amin’ny distrikan’i Besalampy ny solontenan’izy ireo izay tonga eto Antananarivo amin’izao fotoana izao. ... Lire la suite
Mbola tsy voatendry hatramin’izao izay olona hisolo ny filohan’ny delegasiona manokan’ny tananan’Antananarivo teo aloha Edgard Razafindravahy izay efa nametram-pialàna noho ny maha kandidà amin’ny fifidianana filoham ... Lire la suite
A presque un mois de la date du scrutin présidentiel, le KMF/CNOE affirme le démarrage d’ici quelques jours de la sensibilisation électorale relative à l’utilisation du système de bulletin unique ... Lire la suite
Visiteurs
610.820