21/12/2012
Loharanom-baovao azo antoka no nahafantarana fa mety hihazo an’i Dar Es Salaam, renivohitra tanzaniana indray ny filohan’ny Tetezamita, taorian’ny dia izay nataony tany Lafrantsa. Ny hihaona fanindroany amin’ny filoha tanzaniana sady filoha am-perinasan’ny SADC no voalaza fa anton’izany diany any Tanzania izany. Araka ny fanamarihana nataon’ity loharanom-baovao ity dia mety hanamafy ny ady varotra mba tsy hamelana an-dRavalomanana hody an-tanindrazana no tena tanjon-dRajoelina, indrindra taorian’ny fihaonany tamin’ny lehiben’ny diplomasia Frantsay.
Ankoatr’izay dia mety hiady varotra ny amin’ny filatsahany ho kandida amin’ny fifidianana filoham-pirenena ihany koa ny filohan’ny tetezamita Rajoelina amin’izao diany ho any Tanzania izao.
Mbola ity loharanom-baovao ity ihany koa no nampahafantatra fa tsy nifanandrify tamin’izay notadiavin-dRajoelina ny valiten’ny Frantsay manoloana ny raharaha filatsahany na tsia amin’ny fifidiana filoham-pirenena. Fantatra hoy ny loharanom-baovao fa nankato hatrany ny fanampahan-kevitry ny SADC ny Frantsay. Izany hoe mankato ny tsy filatsahan-dRavalomanana sy Rajoelina amin’ny fifidianana Filoham-pirenena ary mankato ihany koa ny famerenana an-tanindrazana tsy misy fepetra ny filoha teo aloha. Fanampahan-kevitra izay tsy mifanandrify amin’ny tombontsoan-dRajoelina sy ireo mpiara-dia aminy.
Tsara ihany koa ny mampatsiahy fa nandritra ny resaka nifanaovany tamin’ny mpanao gazetin’ny RFI dia tsy mbola nanambara ny filatsahany na tsia amin’ny fifidianana Filoham-pirenena ny filohan’ny tetezamita. Isan’ny nasongadiny tamin’ny resaka nataony anefa ny tsy fankatoavany ny fiverenan-dRavalomanana an-tanindrazana alohan’ny fahavitan’ny fifidianana filoham-pirenena. Nambarany fa mety hiteraka korontana tsy azo vinavinaina ny fahatongavany eto alohan’ny Fifidianana.
Le bureau du district de Soalala est presque en ruine. Aucun entretien n’est en cours et la bâtisse offre un spectacle désolant. C’est étonnant quand on sait que grâce aux minerais de fer que les Chinois ... Lire la suite
Niseho tamin’ny fomba ofisialy tetsy amin’ny Hôtel Colbert Antaninarenina ny komity mpanohana ny kandidà Pierrot Rajaonarivelo, mitondra ny anarana Vahatra izay hivondronan’ireo antoko politika sy fikambanana maro man ... Lire la suite
Quelques têtes politiques ont choisi depuis le début de ce mois, de se prononcer ouvertement contre la tenue des élections qui restent encore hypothétiques, malgré l’optimisme béat et servi ... Lire la suite
Nandritra ny valan-dresaka nataon’ny filoha teo aloha Ravalomanana, omaly, no nilazany ny fahitany ny akon’ny fivorian’ny Troika farany teo izay nanamafy ny fanohanan’ny fianankaviambe iraisam-pirenena ny firosoana amin’ny fifidia ... Lire la suite
Empêtrés dans les contradictions internes d’un ministère qui, à chaque changement de régime, perd de plus en plus de pouvoirs et de moyens, les commissaires et les contrôleurs économi ... Lire la suite
L’ancien président finira-t-il par soutenir un candidat à l’élection présidentielle sous la pression de la SADC ? Marc Ravalomanana a affirmé aux journalistes hier, lors d’une conférence d ... Lire la suite
Naneho ny heviny manoloana ny firosoana amin’ny fifidianana eto Madagasikara ihany koa ny antoko Pro Ravalomanana. Nambaran’ny mmpitarika an’ity antoko ity fa tsy mpanohana an-dRavalomanana akory izy ireo fa mpanohana ny foto-kevi ... Lire la suite
Naneho ny tsy fahafalian’ny mponina any amin’ny distrikan’i Soalala iny sy ny any amin’ny distrikan’i Besalampy ny solontenan’izy ireo izay tonga eto Antananarivo amin’izao fotoana izao. ... Lire la suite
Mbola tsy voatendry hatramin’izao izay olona hisolo ny filohan’ny delegasiona manokan’ny tananan’Antananarivo teo aloha Edgard Razafindravahy izay efa nametram-pialàna noho ny maha kandidà amin’ny fifidianana filoham ... Lire la suite
A presque un mois de la date du scrutin présidentiel, le KMF/CNOE affirme le démarrage d’ici quelques jours de la sensibilisation électorale relative à l’utilisation du système de bulletin unique ... Lire la suite
Visiteurs
610.835