08/01/2013
Efa tafiditra lalina ao anatin’ny fiarahamonin’ny fanjifana tanteraka tokoa ve ny fiarahamonina Malagasy ka mampiasa fomba fijery tandrefana hoe “ azo avadika vola avokoa ny zava-drehetra ”? Mampametram- panontaniana tokoa mantsy ny Trangan-javatra izay miseho mikasika ny fanomezan-drà eny amin’ny hopitaly lehibe iray eto an-drenivohitra.
Araka ny vaovao marim-pototra voarainay mantsy dia misy ireo olona vonona ny hivarotra ny ràny manodidina ny 13000Ar hatramin’ny 15000Ar. Mipetraka eo am-bavahadin’ny hopitaly lehibe iray eto an-drenivohitra izy ireo amin’izany miandry izay olona mila famonjena amin’ny fanomezan-drà. Mamy ny aina ka dia misy tokoa ny roboka amin’izany entam-barotra hafa kely izany.
Fivarotana taolam-paty, fivarotana rà, dia inona koa no mety hitranga ao aorianan’izay? Mety ho tonga hatramin’ny fivarotana taova toy ny tranga misy any amin’ireo firenen-dehibe ireny ve ? raha ny fihazakazaky ny rivotra mitsoka entin’ny vahiny izay lazaina hoe fandrosoana izao aloha no dinihana dia tsy ho ela ny hisian’izany eto. Ny vola no maha olona amin’izao fotoana fa toa hadino ilay soa toavina Malagasy hoe ny fanahy no maha olona. Toa miorina tanteraka amin’ny vola avokoa mantsy ankehitriny ny fiainan-dramalagasy ka zary lasa ataony ambanin-javatra ilay fihavanana sy fanomezan-danja ny firaisan-kina. Raha zavatra vitan’ny resaka tsotsotra tamin’ny mpiara-monina taloha dia tsy maintsy sandaina vola izany ankehitirny. Mandroso tokoa ary ve izany ny fiarahamonina Malagasy sa mihemotra?
Le bureau du district de Soalala est presque en ruine. Aucun entretien n’est en cours et la bâtisse offre un spectacle désolant. C’est étonnant quand on sait que grâce aux minerais de fer que les Chinois ... Lire la suite
Niseho tamin’ny fomba ofisialy tetsy amin’ny Hôtel Colbert Antaninarenina ny komity mpanohana ny kandidà Pierrot Rajaonarivelo, mitondra ny anarana Vahatra izay hivondronan’ireo antoko politika sy fikambanana maro man ... Lire la suite
Quelques têtes politiques ont choisi depuis le début de ce mois, de se prononcer ouvertement contre la tenue des élections qui restent encore hypothétiques, malgré l’optimisme béat et servi ... Lire la suite
Nandritra ny valan-dresaka nataon’ny filoha teo aloha Ravalomanana, omaly, no nilazany ny fahitany ny akon’ny fivorian’ny Troika farany teo izay nanamafy ny fanohanan’ny fianankaviambe iraisam-pirenena ny firosoana amin’ny fifidia ... Lire la suite
Empêtrés dans les contradictions internes d’un ministère qui, à chaque changement de régime, perd de plus en plus de pouvoirs et de moyens, les commissaires et les contrôleurs économi ... Lire la suite
L’ancien président finira-t-il par soutenir un candidat à l’élection présidentielle sous la pression de la SADC ? Marc Ravalomanana a affirmé aux journalistes hier, lors d’une conférence d ... Lire la suite
Naneho ny heviny manoloana ny firosoana amin’ny fifidianana eto Madagasikara ihany koa ny antoko Pro Ravalomanana. Nambaran’ny mmpitarika an’ity antoko ity fa tsy mpanohana an-dRavalomanana akory izy ireo fa mpanohana ny foto-kevi ... Lire la suite
Naneho ny tsy fahafalian’ny mponina any amin’ny distrikan’i Soalala iny sy ny any amin’ny distrikan’i Besalampy ny solontenan’izy ireo izay tonga eto Antananarivo amin’izao fotoana izao. ... Lire la suite
Mbola tsy voatendry hatramin’izao izay olona hisolo ny filohan’ny delegasiona manokan’ny tananan’Antananarivo teo aloha Edgard Razafindravahy izay efa nametram-pialàna noho ny maha kandidà amin’ny fifidianana filoham ... Lire la suite
A presque un mois de la date du scrutin présidentiel, le KMF/CNOE affirme le démarrage d’ici quelques jours de la sensibilisation électorale relative à l’utilisation du système de bulletin unique ... Lire la suite
Visiteurs
610.927