17/01/2013
Nitondra fanazavana mahakasika ny soso-kevitra naroson’ny filohan’ny tetezamita izay handroso ny fifidianana solombavam-bahoaka mialoha ny fifidianana filoham-pirenena ny mpampaka-tenin’ny Komisiona mahaleotenan’ny Fifidianana n any CENIT. Nambarany fa anjaran’ny CENIT sy ny manampahaizana avy amin’ny Firenena Mikambana ny mamaritra izany, araka ny efa voatondro ao amin’ny tondrozotra.
Mijanona ho soso-kevitra hatreto ny fanambaran’ny filohan’ny Tetezamita izay nilaza fa tokony alefa mialoha ny fifidianana filoham-pirenena ny fifidianana solombavam-bahoaka. Nambaran’i Rakotondrazaka Fano, mpampakatenin’ny Komisiona mahaleotenan’ny Fifidianana fa anjaran’ny CENIT sy ny fianankaviambe iraisam-pirenena amin’ny alalan’ireo manampahaizana avy amin’ny Firenena mikambana ny manapa-kevitra momba an’izany. Nambarany fa ny tondrozotra no manome alalana azy ireo hanao izany. Nambaran’i Rakotondrazaka Fano ihany koa fa hanova zavatra betsaka amin’ny fampandehanana ara-teknika ny fifidianana ny fanovana izay filaharan’ny fifidianana izay raha tsy hilaza afa-tsy ny fitomboan’isan’ny fifidianana hatao isika. Raha alefa aloha ny fifidianana filoham-pirenena dia tsy hisy afa-tsy fifidiana roa no karakaraina ankoatry ny fifidianana eny an’ivon’ny Kaomina. Raha alefa aloha kosa ny fifidianana solombavambahoaka dia mety hisy fifidianana telo tsy maintsy hatao raha toa ka misy fihodinana faharoa amin’ny fifidianana filoham-pirenena. Hitombo arak’izany ny fandaniam-bolam-pirenena. Iaraha-mahalala anefa fa sarotra ho antsika ny mbola ahita famatsiam-bola hafa hiatrehana izany.
Marihina fa andritra ny lahateny izay nataon’ny filohan’ny tetezamita tamin’ny fanambarany ny tsy filatsahany ho fidina filoham-pirenena no nanambarany fa tokony halefa alohan’ny fifidianana filoham-pirenena ny fifidianana solombavam-bahoaka. Tampin’izany fanambarana izany ihany koa no ilazany fa ny hampilamina ny firenena mandrampahavitan’ny fifidianana no andraikiny sy nifanarahany tamin’ny SADC. Nilaza ihany koa izy fa azo tanterahana tsara izany soso-kevitra izany.
Le bureau du district de Soalala est presque en ruine. Aucun entretien n’est en cours et la bâtisse offre un spectacle désolant. C’est étonnant quand on sait que grâce aux minerais de fer que les Chinois ... Lire la suite
Niseho tamin’ny fomba ofisialy tetsy amin’ny Hôtel Colbert Antaninarenina ny komity mpanohana ny kandidà Pierrot Rajaonarivelo, mitondra ny anarana Vahatra izay hivondronan’ireo antoko politika sy fikambanana maro man ... Lire la suite
Quelques têtes politiques ont choisi depuis le début de ce mois, de se prononcer ouvertement contre la tenue des élections qui restent encore hypothétiques, malgré l’optimisme béat et servi ... Lire la suite
Nandritra ny valan-dresaka nataon’ny filoha teo aloha Ravalomanana, omaly, no nilazany ny fahitany ny akon’ny fivorian’ny Troika farany teo izay nanamafy ny fanohanan’ny fianankaviambe iraisam-pirenena ny firosoana amin’ny fifidia ... Lire la suite
Empêtrés dans les contradictions internes d’un ministère qui, à chaque changement de régime, perd de plus en plus de pouvoirs et de moyens, les commissaires et les contrôleurs économi ... Lire la suite
L’ancien président finira-t-il par soutenir un candidat à l’élection présidentielle sous la pression de la SADC ? Marc Ravalomanana a affirmé aux journalistes hier, lors d’une conférence d ... Lire la suite
Naneho ny heviny manoloana ny firosoana amin’ny fifidianana eto Madagasikara ihany koa ny antoko Pro Ravalomanana. Nambaran’ny mmpitarika an’ity antoko ity fa tsy mpanohana an-dRavalomanana akory izy ireo fa mpanohana ny foto-kevi ... Lire la suite
Naneho ny tsy fahafalian’ny mponina any amin’ny distrikan’i Soalala iny sy ny any amin’ny distrikan’i Besalampy ny solontenan’izy ireo izay tonga eto Antananarivo amin’izao fotoana izao. ... Lire la suite
Mbola tsy voatendry hatramin’izao izay olona hisolo ny filohan’ny delegasiona manokan’ny tananan’Antananarivo teo aloha Edgard Razafindravahy izay efa nametram-pialàna noho ny maha kandidà amin’ny fifidianana filoham ... Lire la suite
A presque un mois de la date du scrutin présidentiel, le KMF/CNOE affirme le démarrage d’ici quelques jours de la sensibilisation électorale relative à l’utilisation du système de bulletin unique ... Lire la suite
Visiteurs
610.845