19/01/2013
Manoloana ny zava-misy mainjady amin’ny asa fanaovan-gazety sy ny mpanao gazety eto Madagasikara, dia ny fanamelohana ara-pitsarana ireo mpanao gazety tamin’ny fanehoan-kevitra izay nataony, dia namoaka fanambarana ny mpanao gazety zokiolona mikambana ao amin’ny CJD (Club des journalists doyens). Nomarihan’izy ireo tamin’ny alalan’izany fanambarana izany fa tsy tokony tsy hanan-kery intsony amin’ny andro ankehitriny ny fanamelohana ara-pitsarana ny mpanao gazety raha fanehoan-kevitra fa tsy heloka bevava no nataon’ireny mpanao gazety ireny.
Nambaran’izy ireo ary fa lavin’izy ireo ny fampiakarana tribonaly ny mpanao gazety noho ny fanehoankevitra na noho ny fanambarana nataony.
Ankoatr’izay dia melohin’ny mpanao gazety zokiolona ihany koa izay mety ho endrika rehetra hisakanana na ny fanokafana n any famerehana ny haino aman-jery, gazety ary asa-soratra ataon’ny mpanao gazety. Manaratsy endrika ny Malagasy, araka ny fahitan’izy ireo, ny fanenjehana mpanao gazety, indrindra amin’izao fotoana tokony hisian’ny fanehoan-kevitra samihafa izao.
Farany dia mitaky ny fananganana indray ny FIlankevitry ny Holafitry ny Mpanao gazety izay hany manana zo handamina ny asa fanaovan-gazety eto Madagasikara ny mpanao gazety Zokiolona. Ny Filoha voalohan’ny CJD, Rahajarizafy Remi no nanao Sonia izany fanambarana izany.
Le bureau du district de Soalala est presque en ruine. Aucun entretien n’est en cours et la bâtisse offre un spectacle désolant. C’est étonnant quand on sait que grâce aux minerais de fer que les Chinois ... Lire la suite
Niseho tamin’ny fomba ofisialy tetsy amin’ny Hôtel Colbert Antaninarenina ny komity mpanohana ny kandidà Pierrot Rajaonarivelo, mitondra ny anarana Vahatra izay hivondronan’ireo antoko politika sy fikambanana maro man ... Lire la suite
Quelques têtes politiques ont choisi depuis le début de ce mois, de se prononcer ouvertement contre la tenue des élections qui restent encore hypothétiques, malgré l’optimisme béat et servi ... Lire la suite
Nandritra ny valan-dresaka nataon’ny filoha teo aloha Ravalomanana, omaly, no nilazany ny fahitany ny akon’ny fivorian’ny Troika farany teo izay nanamafy ny fanohanan’ny fianankaviambe iraisam-pirenena ny firosoana amin’ny fifidia ... Lire la suite
Empêtrés dans les contradictions internes d’un ministère qui, à chaque changement de régime, perd de plus en plus de pouvoirs et de moyens, les commissaires et les contrôleurs économi ... Lire la suite
L’ancien président finira-t-il par soutenir un candidat à l’élection présidentielle sous la pression de la SADC ? Marc Ravalomanana a affirmé aux journalistes hier, lors d’une conférence d ... Lire la suite
Naneho ny heviny manoloana ny firosoana amin’ny fifidianana eto Madagasikara ihany koa ny antoko Pro Ravalomanana. Nambaran’ny mmpitarika an’ity antoko ity fa tsy mpanohana an-dRavalomanana akory izy ireo fa mpanohana ny foto-kevi ... Lire la suite
Naneho ny tsy fahafalian’ny mponina any amin’ny distrikan’i Soalala iny sy ny any amin’ny distrikan’i Besalampy ny solontenan’izy ireo izay tonga eto Antananarivo amin’izao fotoana izao. ... Lire la suite
Mbola tsy voatendry hatramin’izao izay olona hisolo ny filohan’ny delegasiona manokan’ny tananan’Antananarivo teo aloha Edgard Razafindravahy izay efa nametram-pialàna noho ny maha kandidà amin’ny fifidianana filoham ... Lire la suite
A presque un mois de la date du scrutin présidentiel, le KMF/CNOE affirme le démarrage d’ici quelques jours de la sensibilisation électorale relative à l’utilisation du système de bulletin unique ... Lire la suite
Visiteurs
611.313