21/01/2013
Nalàna tsy ho isan’ireo manamboninahitra jeneraly pôlisy tokony hiakatra ho “inspecteur general de police”, ny anaran’ny “contrôleur général de police” Talbot Antonin. Efa ny taona 2010 no tokony nanomezana azy izany grady izany ; izany hoe tsy « faveur » fa zo (droit). Tokony handalo filan-kevitry ny governemanta amin’ity herinandro ity ny lisitr’ireo jeneraly pôlisy mendrika izany grady ambony izany, araka ny vaovao azo teny anivon’ny pôlisim-pirenena, kanefa dia izao nokakàna izao ny an’ny DGPN teo aloha. « Commission paritaire » araka ny fanampim-baovao azo no namoaka ny lisitra ny taona 2010 ary tao anatin’izany ny anaran’ny jeneraly Talbot Antonin.
Iza araka izany ary inona no antony nanesorana ny anarany tsy ho isan’ireo handalo eo anivon’ny filan-kevitra? Mbola resaka ady mangatsiaka eo anivon’ny pôlisim-pirenena noho ny zava-nitranga teto amin’ny firenena ve no fototr’izao fingampingana izao? Toa hoe noho ity manamboninahitra ambony ity tsy mitàna andraikitra ao anivon’ny ministeran’ny pôlisim-pirenena hono no antony nanalàna ny anarany. Mampanontany tena ihany raha tena izay tokoa satria mbola am-perinasa tsara izao ny tenany, “réserve de la République” moa no fiantso azy ireny. Im-betsaka koa anefa izay no nandrenesana fa isan’ireo manamboninahitra ambony saika hotendrena ministry ny Pôlisim-pirenena nandritra izao fitondrana Tetezamita izao, ny “contrôleur général de police » Talbot Antonin.
Le bureau du district de Soalala est presque en ruine. Aucun entretien n’est en cours et la bâtisse offre un spectacle désolant. C’est étonnant quand on sait que grâce aux minerais de fer que les Chinois ... Lire la suite
Niseho tamin’ny fomba ofisialy tetsy amin’ny Hôtel Colbert Antaninarenina ny komity mpanohana ny kandidà Pierrot Rajaonarivelo, mitondra ny anarana Vahatra izay hivondronan’ireo antoko politika sy fikambanana maro man ... Lire la suite
Quelques têtes politiques ont choisi depuis le début de ce mois, de se prononcer ouvertement contre la tenue des élections qui restent encore hypothétiques, malgré l’optimisme béat et servi ... Lire la suite
Nandritra ny valan-dresaka nataon’ny filoha teo aloha Ravalomanana, omaly, no nilazany ny fahitany ny akon’ny fivorian’ny Troika farany teo izay nanamafy ny fanohanan’ny fianankaviambe iraisam-pirenena ny firosoana amin’ny fifidia ... Lire la suite
Empêtrés dans les contradictions internes d’un ministère qui, à chaque changement de régime, perd de plus en plus de pouvoirs et de moyens, les commissaires et les contrôleurs économi ... Lire la suite
L’ancien président finira-t-il par soutenir un candidat à l’élection présidentielle sous la pression de la SADC ? Marc Ravalomanana a affirmé aux journalistes hier, lors d’une conférence d ... Lire la suite
Naneho ny heviny manoloana ny firosoana amin’ny fifidianana eto Madagasikara ihany koa ny antoko Pro Ravalomanana. Nambaran’ny mmpitarika an’ity antoko ity fa tsy mpanohana an-dRavalomanana akory izy ireo fa mpanohana ny foto-kevi ... Lire la suite
Naneho ny tsy fahafalian’ny mponina any amin’ny distrikan’i Soalala iny sy ny any amin’ny distrikan’i Besalampy ny solontenan’izy ireo izay tonga eto Antananarivo amin’izao fotoana izao. ... Lire la suite
Mbola tsy voatendry hatramin’izao izay olona hisolo ny filohan’ny delegasiona manokan’ny tananan’Antananarivo teo aloha Edgard Razafindravahy izay efa nametram-pialàna noho ny maha kandidà amin’ny fifidianana filoham ... Lire la suite
A presque un mois de la date du scrutin présidentiel, le KMF/CNOE affirme le démarrage d’ici quelques jours de la sensibilisation électorale relative à l’utilisation du système de bulletin unique ... Lire la suite
Visiteurs
611.147