24/01/2013
Iray amin’ireo fanampahan-kevitra lehibe noraisina nandritra ny fivorian’ny Filankevitry ny Minisitra izay natao omaly 23 janoary 2013 ny fanemorana ny daty afahan’ireo antoko na fikambanana politika manerana ny Nosy manavao ny atontan-taratasy momba azy ireo eo anatrehan’ny Fanjakana. Araka io fanampahan-kevitra io di nahemotra amin’ny andro mialoha ny fisokafan’ny fandrotsahana filatsahan-kofidina amin’ny fifidianana hatao eto Madagasikara ny fanatanterahan a izany.
Tsara ny mampatsiahy fa araka ny fanampahan-kevitra eto aloha izay navoakan’ny ministeran’ny ati-tany dia ny 9 janoary lasa teo no fepotoana tokony nanaovan’ny antoko na fikambanana politika rehetra izany fanavaozana ny atontan-taratasy momba azy ireo izany. Efa nisy ny antoko nanatanteraka izany. Mbola maro kosa anefa ireo tsy nanatanteraka, raha tsy hilaza afa-tsy ireo izay mbola tsy nanao kongresy nasionaly isika. Miisa 437 ny antoko politika eto Madagasikara raha araka ny loharanom-baovao. Mbola manodidina ny fola anefa no nahavita ny fanavaozana ny atontan-taratasy momba azy tamin’ilay daty notondroin’ny ministeran’ny Atitany. Efa nisy ihany koa ny fangatahan’ireo lehibena antoko maro ny mba hanemorana izany daty izany nohon’ny fasahiranana samihafa misy azy ireo.
Le bureau du district de Soalala est presque en ruine. Aucun entretien n’est en cours et la bâtisse offre un spectacle désolant. C’est étonnant quand on sait que grâce aux minerais de fer que les Chinois ... Lire la suite
Niseho tamin’ny fomba ofisialy tetsy amin’ny Hôtel Colbert Antaninarenina ny komity mpanohana ny kandidà Pierrot Rajaonarivelo, mitondra ny anarana Vahatra izay hivondronan’ireo antoko politika sy fikambanana maro man ... Lire la suite
Quelques têtes politiques ont choisi depuis le début de ce mois, de se prononcer ouvertement contre la tenue des élections qui restent encore hypothétiques, malgré l’optimisme béat et servi ... Lire la suite
Nandritra ny valan-dresaka nataon’ny filoha teo aloha Ravalomanana, omaly, no nilazany ny fahitany ny akon’ny fivorian’ny Troika farany teo izay nanamafy ny fanohanan’ny fianankaviambe iraisam-pirenena ny firosoana amin’ny fifidia ... Lire la suite
Empêtrés dans les contradictions internes d’un ministère qui, à chaque changement de régime, perd de plus en plus de pouvoirs et de moyens, les commissaires et les contrôleurs économi ... Lire la suite
L’ancien président finira-t-il par soutenir un candidat à l’élection présidentielle sous la pression de la SADC ? Marc Ravalomanana a affirmé aux journalistes hier, lors d’une conférence d ... Lire la suite
Naneho ny heviny manoloana ny firosoana amin’ny fifidianana eto Madagasikara ihany koa ny antoko Pro Ravalomanana. Nambaran’ny mmpitarika an’ity antoko ity fa tsy mpanohana an-dRavalomanana akory izy ireo fa mpanohana ny foto-kevi ... Lire la suite
Naneho ny tsy fahafalian’ny mponina any amin’ny distrikan’i Soalala iny sy ny any amin’ny distrikan’i Besalampy ny solontenan’izy ireo izay tonga eto Antananarivo amin’izao fotoana izao. ... Lire la suite
Mbola tsy voatendry hatramin’izao izay olona hisolo ny filohan’ny delegasiona manokan’ny tananan’Antananarivo teo aloha Edgard Razafindravahy izay efa nametram-pialàna noho ny maha kandidà amin’ny fifidianana filoham ... Lire la suite
A presque un mois de la date du scrutin présidentiel, le KMF/CNOE affirme le démarrage d’ici quelques jours de la sensibilisation électorale relative à l’utilisation du système de bulletin unique ... Lire la suite
Visiteurs
610.807