Journal La Nation : « La Nation » le quotidien d’informations et d’actualité, est un journal quotidien de 16 pages minimum au format standard des quotidiens Nationaux de la place. Elle est déjà sur le marché, présente à Antananarivo et dans les provinces.

Edition du

14/09/2013
N° 379

 

Recherche Journal

Archive Politique

Tezitra ireo lehibena Mosquée

24/01/2013

Nanao fanambarana ireo lehiben’ny Mosquée rehetra tao Toamasina, omaly. Nandritra izany fanambarana izany no nanakianan’izy ireo ny famitaham-bahoaka ataon’ireo izay milaza ho mpitsabo amin’ny fomba solamo izay mirongatra izay tsy izy any Toamasina amin’izao fotoana izao. Miantso ny fanjakana handray fepetra manoloana izany izy ireo ary nilaza fa handray andraikitra ihany koa raha tsy misy ny hetsika hataon’ny fanjakana. Miantso ny vahoaka tsy ho voarebireby ihany koa izy ireo

Nampaka-peo ireo mpino silamo any Toamasina. Nambaran’ireo lehibena Mosquée izay nanao fanambarana omaly tany an-toerana fa mpisandoka ireo olona izay manao fanamiana silamo sy milaza ho manao fanasitranana amin’ny alalan’ny Coran sy Sorabe na koa manao fanasitranana amin’ny rano sy amin’ny zavatra hafa ihany koa. Nanamafy ireto mpitondra fivavahana ao amin’ny finoana silamo ireo fa varara ao amin’ny finoan’izy ireo izany. Midika izany, hoy ihany ny fanakianana nataon’izy ireo, fa mpisandoka ireny olona ireny.
Manoloana izany dia niantso ny fitondram-panjakana, indrindra ny Ministeran’ny Fahasalamana izy ireo mba handray andraikitra manoloana ny firongatr’ity tranga ity. Takin’izy ireo ny hisamborana ireo olona izay manao ho fotadiavom-bola izany asa izay izay tondroin’izy ireo fa famitaha-bahoaka tsotra izao. Nambaran’ireo mpitarika ny Mosquée rehetra any Toamasina ihany koa fa tsy maintsy handray andraikitra izy ireo raha toa ka tsy misy ny hetsika hataon’ny fanjakana manoloana ity raharaha ity. Niantso ny vahoakan’i Toamasina tsy ho voarebirebin’ireny karazan’lona ireny ihany koa ny fikambanan’ny lehibena Mosquée any an-toerana, ary niantso manokana ny mpitandro filaminana mba hisambotra ireny olona ireny.
Marihina fa maro dia maro tokoa amin’izao fotoana izao, araka ny loharanom-baovao avy any Toamasina, ireo izay milaza fa mahay manasitrana sy manatsara ny fiainan’ny olona manantona azy. Maro amin’izy ireny ny mandefa dokam-barotra amin’ny fahitalavitra sy amin’ny gazety mba hisarihany ny olona hanantona azy. Fantatra ihany koa, ankoatr’izany fa vola be no takiany amin’ny fitsaboana izay ataony. Mahatratra 50 000 ariary ny vola takian’izy ireo amin’izany.

Tag :

Le bureau du district de Soalala est presque en ruine. Aucun entretien n’est en cours et la bâtisse offre un spectacle désolant. C’est étonnant quand on sait que grâce aux minerais de fer que les Chinois ...

Niseho tamin’ny fomba ofisialy tetsy amin’ny Hôtel Colbert Antaninarenina ny komity mpanohana ny kandidà Pierrot Rajaonarivelo, mitondra ny anarana Vahatra izay hivondronan’ireo antoko politika sy fikambanana maro man ...

Quelques têtes politiques ont choisi depuis le début de ce mois, de se prononcer ouvertement contre la tenue des élections qui restent encore hypothétiques, malgré l’optimisme béat et servi ...

Nandritra ny valan-dresaka nataon’ny filoha teo aloha Ravalomanana, omaly, no nilazany ny fahitany ny akon’ny fivorian’ny Troika farany teo izay nanamafy ny fanohanan’ny fianankaviambe iraisam-pirenena ny firosoana amin’ny fifidia ...

Empêtrés dans les contradictions internes d’un ministère qui, à chaque changement de régime, perd de plus en plus de pouvoirs et de moyens, les commissaires et les contrôleurs économi ...

L’ancien président finira-t-il par soutenir un candidat à l’élection présidentielle sous la pression de la SADC ? Marc Ravalomanana a affirmé aux journalistes hier, lors d’une conférence d ...

Naneho ny heviny manoloana ny firosoana amin’ny fifidianana eto Madagasikara ihany koa ny antoko Pro Ravalomanana. Nambaran’ny mmpitarika an’ity antoko ity fa tsy mpanohana an-dRavalomanana akory izy ireo fa mpanohana ny foto-kevi ...

Naneho ny tsy fahafalian’ny mponina any amin’ny distrikan’i Soalala iny sy ny any amin’ny distrikan’i Besalampy ny solontenan’izy ireo izay tonga eto Antananarivo amin’izao fotoana izao. ...

Mbola tsy voatendry hatramin’izao izay olona hisolo ny filohan’ny delegasiona manokan’ny tananan’Antananarivo teo aloha Edgard Razafindravahy izay efa nametram-pialàna noho ny maha kandidà amin’ny fifidianana filoham ...

A presque un mois de la date du scrutin présidentiel, le KMF/CNOE affirme le démarrage d’ici quelques jours de la sensibilisation électorale relative à l’utilisation du système de bulletin unique ...