25/01/2013
Hanatanteraka fotoam-pivavahana izay iarahan’ireo mpitandrina rehetra sy ireo kristianina ao amin’ny ny FJKM (Fiangonan’i Jesoa Kristy eto Madagasikara) amin’ny asabotsy 26 janoary izao. Ho firaisan-kina amin’ny filohan’izany fiangonana izany, ny mpitandrika Rasendrahasina Lala mianakavy izay niharan’ny fandrobana nataon’ny jiolahy no anton’izany fiaraha-mivavaka izany.
Ankoatr’izay fanehoana firaisan-kina amin’ny mpitandrina Rasendrahasina Lala izany dia isan’ny tanjon’izao fiaraha-mivavaka izao ihany koa ny fanairana ny tompon’andraikim-panjakana eto Madagasikara manoloana ny firongatry ny tsy fandriam-paahalemana izay mahazo vahana izay tsy izy amin’izao fotoana izao.
Araka ny nambaran’ireo mpikambana ao amin’ny birao maharitry ny fiangonana FJKM nandritra ny valandresaka ho an’ny mpanao gazety izay notanterahi na omaly dia hitohy any amin’ny faritra hafa manerana ny Nosy izao hetsika hataon’izy ireo izao. Tsiahivina fa tamin’ny alin’ny 16 janoary teo no notafihan’ny jiolahy ny trano fonenan’ny Mpitandrina Rasendrahasina mianakavy. Jiolahy tsy misaro-tava ary nitondra fitaovam-piadiana no nanafika azy.
Le bureau du district de Soalala est presque en ruine. Aucun entretien n’est en cours et la bâtisse offre un spectacle désolant. C’est étonnant quand on sait que grâce aux minerais de fer que les Chinois ... Lire la suite
Niseho tamin’ny fomba ofisialy tetsy amin’ny Hôtel Colbert Antaninarenina ny komity mpanohana ny kandidà Pierrot Rajaonarivelo, mitondra ny anarana Vahatra izay hivondronan’ireo antoko politika sy fikambanana maro man ... Lire la suite
Quelques têtes politiques ont choisi depuis le début de ce mois, de se prononcer ouvertement contre la tenue des élections qui restent encore hypothétiques, malgré l’optimisme béat et servi ... Lire la suite
Nandritra ny valan-dresaka nataon’ny filoha teo aloha Ravalomanana, omaly, no nilazany ny fahitany ny akon’ny fivorian’ny Troika farany teo izay nanamafy ny fanohanan’ny fianankaviambe iraisam-pirenena ny firosoana amin’ny fifidia ... Lire la suite
Empêtrés dans les contradictions internes d’un ministère qui, à chaque changement de régime, perd de plus en plus de pouvoirs et de moyens, les commissaires et les contrôleurs économi ... Lire la suite
L’ancien président finira-t-il par soutenir un candidat à l’élection présidentielle sous la pression de la SADC ? Marc Ravalomanana a affirmé aux journalistes hier, lors d’une conférence d ... Lire la suite
Naneho ny heviny manoloana ny firosoana amin’ny fifidianana eto Madagasikara ihany koa ny antoko Pro Ravalomanana. Nambaran’ny mmpitarika an’ity antoko ity fa tsy mpanohana an-dRavalomanana akory izy ireo fa mpanohana ny foto-kevi ... Lire la suite
Naneho ny tsy fahafalian’ny mponina any amin’ny distrikan’i Soalala iny sy ny any amin’ny distrikan’i Besalampy ny solontenan’izy ireo izay tonga eto Antananarivo amin’izao fotoana izao. ... Lire la suite
Mbola tsy voatendry hatramin’izao izay olona hisolo ny filohan’ny delegasiona manokan’ny tananan’Antananarivo teo aloha Edgard Razafindravahy izay efa nametram-pialàna noho ny maha kandidà amin’ny fifidianana filoham ... Lire la suite
A presque un mois de la date du scrutin présidentiel, le KMF/CNOE affirme le démarrage d’ici quelques jours de la sensibilisation électorale relative à l’utilisation du système de bulletin unique ... Lire la suite
Visiteurs
611.119