25/01/2013
Miatrika fihofanana mandritra ny roa andro ao amin’ny trano fandraisam-bahiny “Sharon hotel” any Toamasina ireo eo anivon’ny fiaramonim-pirenena any an-toerana. Fihofanana izay iarahan’izy ireo amin’ny EISA na “Institut Electoral pour une Democratie Durable en Afrique” izay vatsian’ny Vondrona Eropeana vola, sy ny CENI-T foibe amin’ny alalan’ny CENI-T Atsinanana.
“Atrikasa fanamafisana ho an’ireo fiaramonim-pirenena mikasika ny fanaovana sy fanaraha-maso ary ny fomba fiasa amin’ny fanentanana ny mpifidy”, izay no loha-hevitry ny atrikasa. Araka ny nambaran’dRtoa Nivo Andriamanana mpanampy amin’ny fandaharan’asan’ny EISA Madagasikara, dia “ilaina ny fanamafisana ny traikefan’ireo fiaramonim-pirenena ireo amin’izao tena ao anatin’ny fanomanana ny lisi-pifidianana izao. Isan’ny antoky ny fifidianana madio sy mangaraharaha ary ara-demokratika ny fahatsaran’ny lisi-pifidianana sy ny fanoratana ny mpifidy rehetra ao anatin’izany ary ny tsy fisian’ny hosoka na fahadisoana ao anatin’ny lisitra hivoaka eo”.
Namafisin’Atoa Marcellin Maso Sekretera jeneralin’ny CENI-T rejionaly atsinanana ihany koa fa “ilaina ny fampitoviana tadin-dokanga eo amin’ny fiaramonim-pirenena sy ny CENI-T amin’ny fomba fiasa sy ny fanentanana ny mpifisy ary ny asam-pifidianana hatao rehetra. Ka ilaina ny fampitana fahalalana tahaka izao mba tena hirindra ny asa rehetra atao”. Taorian’Antananarivo dia Toamasina no renivohi-paritra faharoa nanaovana ny atrikasa. I Fianarantsoa ny manaraka aorian’izay i Toliara sy i Mahajanga ary hamarana azy I Antsiranana.
Le bureau du district de Soalala est presque en ruine. Aucun entretien n’est en cours et la bâtisse offre un spectacle désolant. C’est étonnant quand on sait que grâce aux minerais de fer que les Chinois ...
Lire la suite
Niseho tamin’ny fomba ofisialy tetsy amin’ny Hôtel Colbert Antaninarenina ny komity mpanohana ny kandidà Pierrot Rajaonarivelo, mitondra ny anarana Vahatra izay hivondronan’ireo antoko politika sy fikambanana maro man ...
Lire la suite
Quelques têtes politiques ont choisi depuis le début de ce mois, de se prononcer ouvertement contre la tenue des élections qui restent encore hypothétiques, malgré l’optimisme béat et servi ...
Lire la suite
Nandritra ny valan-dresaka nataon’ny filoha teo aloha Ravalomanana, omaly, no nilazany ny fahitany ny akon’ny fivorian’ny Troika farany teo izay nanamafy ny fanohanan’ny fianankaviambe iraisam-pirenena ny firosoana amin’ny fifidia ...
Lire la suite
Empêtrés dans les contradictions internes d’un ministère qui, à chaque changement de régime, perd de plus en plus de pouvoirs et de moyens, les commissaires et les contrôleurs économi ...
Lire la suite
L’ancien président finira-t-il par soutenir un candidat à l’élection présidentielle sous la pression de la SADC ? Marc Ravalomanana a affirmé aux journalistes hier, lors d’une conférence d ...
Lire la suite
Naneho ny heviny manoloana ny firosoana amin’ny fifidianana eto Madagasikara ihany koa ny antoko Pro Ravalomanana. Nambaran’ny mmpitarika an’ity antoko ity fa tsy mpanohana an-dRavalomanana akory izy ireo fa mpanohana ny foto-kevi ... Lire la suite
Naneho ny tsy fahafalian’ny mponina any amin’ny distrikan’i Soalala iny sy ny any amin’ny distrikan’i Besalampy ny solontenan’izy ireo izay tonga eto Antananarivo amin’izao fotoana izao. ... Lire la suite
Mbola tsy voatendry hatramin’izao izay olona hisolo ny filohan’ny delegasiona manokan’ny tananan’Antananarivo teo aloha Edgard Razafindravahy izay efa nametram-pialàna noho ny maha kandidà amin’ny fifidianana filoham ... Lire la suite
A presque un mois de la date du scrutin présidentiel, le KMF/CNOE affirme le démarrage d’ici quelques jours de la sensibilisation électorale relative à l’utilisation du système de bulletin unique ... Lire la suite
Visiteurs
610.800