26/01/2013
Mirongatra tanteraka amin’izao fotoana izao ny halatra taolam-paty. Araka ny vaovao nampitain’ny mpitabdro filaminana avy amin’ny Zandarmariam-pirenena dia taolam-paty milanja 22 kg natao tao anaty harona plastika no saron’ny zandary avy ao poste avancé Ambohibary Vohilena any Ambatomanohina ny faha 20 janoary 2013 lasa teo. Tany Ambohimasina kaominina Ambohibary distrika Anjozorobe no nahatratraran’izy ireo an’izany taolam-paty izany. Nafenina tao anatina alam-pary, nitadiavana lalam-barotra nokasaina hamidy ireo taolana ireo tamin’izao nahasaronan’ny zandary azy izao. Olona miisa efatra no voarohirohy ary efa voasambotra tamin’ity raharaha ity.
Ny fanadihadiana azy ireo no nahafantarana fa taolam-paty roa gony no nangalariny ary ireto natao tao anaty harona plastika ireto ihany no mbola sarona hatreto. Tany amin’ny trano fonenan’ny iray tamin’izy ireo kosa ny sasany. Ireto avy no hiampangana ireo tratra ireo: “association de malfaiteurs, violation de sepulture suivie de soustraction des restes mortels”.
Niaiky ny heloka vitany ireo olon-dratsy. Mbola misy ny namany izay mbola karohina amin’izao fotoana izao. Mitohy ny fanadihadiana ataon’ny zandary mahakasika ity raharaha halatra taolom-paty ity. Natolotra ny fitsarana omaly ireo jiolahy.
Le bureau du district de Soalala est presque en ruine. Aucun entretien n’est en cours et la bâtisse offre un spectacle désolant. C’est étonnant quand on sait que grâce aux minerais de fer que les Chinois ... Lire la suite
Niseho tamin’ny fomba ofisialy tetsy amin’ny Hôtel Colbert Antaninarenina ny komity mpanohana ny kandidà Pierrot Rajaonarivelo, mitondra ny anarana Vahatra izay hivondronan’ireo antoko politika sy fikambanana maro man ... Lire la suite
Quelques têtes politiques ont choisi depuis le début de ce mois, de se prononcer ouvertement contre la tenue des élections qui restent encore hypothétiques, malgré l’optimisme béat et servi ... Lire la suite
Nandritra ny valan-dresaka nataon’ny filoha teo aloha Ravalomanana, omaly, no nilazany ny fahitany ny akon’ny fivorian’ny Troika farany teo izay nanamafy ny fanohanan’ny fianankaviambe iraisam-pirenena ny firosoana amin’ny fifidia ... Lire la suite
Empêtrés dans les contradictions internes d’un ministère qui, à chaque changement de régime, perd de plus en plus de pouvoirs et de moyens, les commissaires et les contrôleurs économi ... Lire la suite
L’ancien président finira-t-il par soutenir un candidat à l’élection présidentielle sous la pression de la SADC ? Marc Ravalomanana a affirmé aux journalistes hier, lors d’une conférence d ... Lire la suite
Naneho ny heviny manoloana ny firosoana amin’ny fifidianana eto Madagasikara ihany koa ny antoko Pro Ravalomanana. Nambaran’ny mmpitarika an’ity antoko ity fa tsy mpanohana an-dRavalomanana akory izy ireo fa mpanohana ny foto-kevi ... Lire la suite
Naneho ny tsy fahafalian’ny mponina any amin’ny distrikan’i Soalala iny sy ny any amin’ny distrikan’i Besalampy ny solontenan’izy ireo izay tonga eto Antananarivo amin’izao fotoana izao. ... Lire la suite
Mbola tsy voatendry hatramin’izao izay olona hisolo ny filohan’ny delegasiona manokan’ny tananan’Antananarivo teo aloha Edgard Razafindravahy izay efa nametram-pialàna noho ny maha kandidà amin’ny fifidianana filoham ... Lire la suite
A presque un mois de la date du scrutin présidentiel, le KMF/CNOE affirme le démarrage d’ici quelques jours de la sensibilisation électorale relative à l’utilisation du système de bulletin unique ... Lire la suite
Visiteurs
611.186