Journal La Nation : « La Nation » le quotidien d’informations et d’actualité, est un journal quotidien de 16 pages minimum au format standard des quotidiens Nationaux de la place. Elle est déjà sur le marché, présente à Antananarivo et dans les provinces.

Edition du

14/09/2013
N° 379

 

Recherche Journal

Archive Politique

Mitaraina ireo mbola tsy nahazo

28/01/2013

Mampaka-peo amin’izao fotoana izao ireo sefofokontany sy ny lefiny amin’ireo fokontany lavitra ny renivohitry ny distrika eo anivon’ny, noho izy ireo mbola tsy nahazo ny tambin-karamany ny taona 2011 sy ny 2012. “Fe-potoana fohy hatrany no omen’ny lehiben’ny distrikanay hakanay ny tambin-karamany. Izay kaominina manana fokontany akaikaiky ihany no tonga aloha dia mahazo, fa izahay fokontany lavitra tara andro maromaro lava ka tsy mba mahazo mihintsy fa lazaina fa tsy ampy hatrany ny vola zaraina avy amin’ny fanjakana, dia miverim-pontsiny”, hoy ireto nanome ny vaovao mari-pototra ny mpanao gazety. Nomarihan’izy ireo ihany koa fa “ady mivady no vokany satria heverin’ireo madamanay, fa laninay an-tanan-dehibe ny tambin-karamanay noho ny fahenoan’izy ireo ny fahazoana izany ho an’ireo namany sasany ao Toamasina II”.

Ny taona 2011 sy 2012 anefa dia nataon’ny lehiben’ny faritra mangaraharaha hatrany ny fanomezana ireo tambin-karaman’ny sefofokontany tao amin’ny Faritra iadidiany ireo; ka ireo tara sy tsy tonga ara-potoana hatrany izany no hiaran’ny tsy fahazoana ny volany. Raha atao izany ny kajy amin’ity taona roa tsy nahazoan’ireto filoham-pokontany sy ny lefiny amin’ireo fokontany lavitra ao Toamasina II ireo, ka isan’izany Ifito sy Mangambe…dia nahazo Ar.720.000 isaky ny filoham-pokontany sy Ar.360.000 isaky ny lefiny, ireo nangalatra sy nanodikodina ny volan’izy ireo. Mangataka ny handoavana ny tambin-karamany izy ireo; no miangavy ny Bianco sy ny Fitsarana ary ny Minisiteran’ny ati-tany ihany koa, hijery sy hanara-maso ary hanasazy ireo olona mety nahavita ny halatra volan’izy ireo ao amin’ny distrikan’i Toamasina II.

Tag :

Le bureau du district de Soalala est presque en ruine. Aucun entretien n’est en cours et la bâtisse offre un spectacle désolant. C’est étonnant quand on sait que grâce aux minerais de fer que les Chinois ...

Niseho tamin’ny fomba ofisialy tetsy amin’ny Hôtel Colbert Antaninarenina ny komity mpanohana ny kandidà Pierrot Rajaonarivelo, mitondra ny anarana Vahatra izay hivondronan’ireo antoko politika sy fikambanana maro man ...

Quelques têtes politiques ont choisi depuis le début de ce mois, de se prononcer ouvertement contre la tenue des élections qui restent encore hypothétiques, malgré l’optimisme béat et servi ...

Nandritra ny valan-dresaka nataon’ny filoha teo aloha Ravalomanana, omaly, no nilazany ny fahitany ny akon’ny fivorian’ny Troika farany teo izay nanamafy ny fanohanan’ny fianankaviambe iraisam-pirenena ny firosoana amin’ny fifidia ...

Empêtrés dans les contradictions internes d’un ministère qui, à chaque changement de régime, perd de plus en plus de pouvoirs et de moyens, les commissaires et les contrôleurs économi ...

L’ancien président finira-t-il par soutenir un candidat à l’élection présidentielle sous la pression de la SADC ? Marc Ravalomanana a affirmé aux journalistes hier, lors d’une conférence d ...

Naneho ny heviny manoloana ny firosoana amin’ny fifidianana eto Madagasikara ihany koa ny antoko Pro Ravalomanana. Nambaran’ny mmpitarika an’ity antoko ity fa tsy mpanohana an-dRavalomanana akory izy ireo fa mpanohana ny foto-kevi ...

Naneho ny tsy fahafalian’ny mponina any amin’ny distrikan’i Soalala iny sy ny any amin’ny distrikan’i Besalampy ny solontenan’izy ireo izay tonga eto Antananarivo amin’izao fotoana izao. ...

Mbola tsy voatendry hatramin’izao izay olona hisolo ny filohan’ny delegasiona manokan’ny tananan’Antananarivo teo aloha Edgard Razafindravahy izay efa nametram-pialàna noho ny maha kandidà amin’ny fifidianana filoham ...

A presque un mois de la date du scrutin présidentiel, le KMF/CNOE affirme le démarrage d’ici quelques jours de la sensibilisation électorale relative à l’utilisation du système de bulletin unique ...