15/03/2013
Efa nandray vatsim-pianarana nanomboka tamin’ity herinandro ity ireo mpianatra eny amin’ny Anjerimanontolo eny Ankatso. Roa volana ihany anefa no vatsim-pianarana nomen’ny fanjakana azy ireo raha vatsim-pianarana enimbolana no mbola tsy voaloha. Mbola misy vatsim-pianarana efa-bolana arak’izany no tsy nalohan’ny fanjakana. Mitaraina arak’izany ireo mpianatra, indrindra ireo izay efa manomboka ny taom-pianarana vaovao. Misedra olana tanteraka izy ireo, araka ny nambarany manoloana ny fasahiranana ateraky ny tsy fandraisana ny vatsim-pianarana. Marihina fa misy amin’ireo lalam-pihofanana eny Ankatso no efa nanomboka ny taom-pianarana, izany hoe tsy nisy fialn-tsasatra noho ny fanenjehana ny fandaharam-pianarana.
Tsar any manamarika fa mahatsiaro tena ho natao ankila-bao ireo mpianatry ny Oniversiten’Antananarivo tamin’ny fanomezana ny vatsim-pianarana satria araka ny nambaran’izy ireo dia tomombana tanteraka izany ho an’ireompianatra any amin’ny oniversite hafa. Tsara ihany koa ny manamarika fa taorian’ny fitakiana nataon’ny mpianatra, herinandro lasa izay,vao nivoaka ny vatsim-pianarana ho an’ny mpianatra eto Antananarivo.
Rehefa tsy hita nandritra ny telo andro, raha niala ny tranony I Rakotovao Rakotoson na I Saonina , monina ao ilanivato Anosipatrana ny marainan’ny asabotsy lasa teo araka ny nambaran’ny fianakaviany, dia ny fatiny no hita nanamo ...
Lire la suite
Notanterahana ny tolakandron’ny alakamisy 12 septambra teo, tao amin’ny efitrano fivorian’ny minisiteran’ny Filaminam-bahoaka Anosy ny fanaovan-tsonia fiaraha-miasa eo amin’ny Polisim-pirenena Malagasy sy ny Komity iraisam-pirenen ...
Lire la suite
Nanatanteraka atrik’asa omaly tolakandro tetsy amin’ny foiben’ny « Pacte » na vondrona manohana ny fifidianana amin’ny mangarahara izay etsy Ankorondrano, niarahana tamin’ny KMF CNOE na ny komity misahana ny fifidiana ... Lire la suite
Nivoaka tamin’ny fahanginany avokoa ireo kandidà nahiliky ny CES tsy ho isan’ireo mpihazakazaka amin’ny fifidianana filoham-pirenena kasaina hatao amin’ny faha-25 oktobra 2013 ho avy izao. Fotoana fohy taorian’ny namoahan’n ...
Lire la suite
Naneho ny heviny momba ny fazoan’ny banky iray any Maorisy ny petra-bola 51% ao amin’ny banky BNI eto Madagasikara i Serge Zafimahova. Araka ny heviny dia fivarota-tanindrazana no nataon’ny fitondram-panjakana Malagasy tamin’ny na ...
Lire la suite
Teratany maorisiana ny iray ary Indiana ny faharoa, Malagasy kosa ny fahatelo. Izy telolahy ireo no indray nosamborin’ny mpitandro filaminana avy ao amin’ny Polisim-pirenena ao Tsaralalana noho izy ireo voaroiroy amin’ny fampiasan ...
Lire la suite
Raha ny fantatra dia voalaza fa efa tonga tao amin’ny tahirim-bolam-panjaka tao Antsirabe ireo vola karaman’ireo sefo fokontany. ... Lire la suite
Tonga eto Antananarivo, ary nanao fanambarana an-gazety ireo mpikambana ao amin’ny « Plateforme du Grand Melaky”. ... Lire la suite
Misedra olana indray amin’izao fotoana ireo mpandeha fiarakodia amin’iny lalam-pirenena faha-12A izay mampitohy an’i Tôlagnaro sy Vangaindrano iny. Izany dia vokatry ny fanararaotana ataon’ireo mpamily « bac » ia ... Lire la suite
Tamin’ny alalan’ny valan-dresaka ho an’ny mpanao gazety no nanambaran’I Rajosefa Andriantahina Haja tale iraisam-paritry ny Fiompiana any Toamasina fa tsy misy atahorana ny trondro izay amidy eny amin’ireo toerana nahazo alalana a ... Lire la suite
Visiteurs
612.228