Journal La Nation : « La Nation » le quotidien d’informations et d’actualité, est un journal quotidien de 16 pages minimum au format standard des quotidiens Nationaux de la place. Elle est déjà sur le marché, présente à Antananarivo et dans les provinces.

Edition du

14/09/2013
N° 379

Recherche Journal

Archive Samihafa

Hitokona mandritra ny fotoana tsy voafetra

04/06/2013

Tandindomin-doza tanteraka amin’izao fotoana izao ny tontolon’ny fitantanambolam-panjakana eto Madagasikara. Ankoatry ny tsy fandoavan-ketra izay hataon’ny mpandraharaha amin’ny sehatra tsy miankina dia hiroso amin’ny fitokonana faobe ihany koa manomboka androany ny mpiasan’ny Hetra sy ny Ladoany manerana ny Nosy.

Nandritra ny fivoriamben’izy ireo izay notontosaina omaly no nadraisan’ireo mpiasa ireo izany fanampahan-kevitra izany. Ny fitakiana ny tombontsoa samihafa tokony ho azon’ny mpiasa no anton’izany fitokonana izany. Voalaza fa am-bola ny maro izy ireo no nitaky izany tombontsoa tokony ho azony izany kanefa tsy nisy vokany hatramin’izao. Tsara ny mampatsiaro, fa araka ny nambaran’ireo mpiasa ireo dia misy ny sata manokana izay narafitra ho an’ny mpiasan’ny Ladoany sy ny Hetra ary ny Tahirimbolam-panjakana izay mamaritra ireo tombontsoa samihafa tokony ho azon’izy ireo ary mitovy avokoa ho an’ny mpiasa tsy an-kanavaka. Ny mampalahelo ireo mpiasa anefa dia efa nihantra izany sata manokana izany ho an’ny mpiasa eny anivon’ny Tahirimbolam-panjakana rah any mifanohitra amin’izany kosa no misy any amin’ny sampandraharahan’ny Hetra sy ny Ladoany.
Tsy hisalasalana arak’izany ny amin’ny mety hisianan’ny fiatraikany ratsy an’izao toe-draharaha izao amin’ny fitantanam-bolam-panjakana satria sady tsy hampidi-bola ho an’ny fanjakana ny mpandraharaha tsy miankina no tsy hitaky Hetra intsony ihany koa ny mpiasa misahana izany. Tsiahivina fa araka ny fanazavan’ny mpandraharaha tsy miankina dia miantoka ny 90% n’ny hetra miditra ao amin’ny kitapom-bolam-panjakana ny hetra alaina amin’ny sehatra tsy miankina.Isan’ny mety hitondra faisana amin’izany ny fandoavana ny volan’ireo mpiara-miasa amin’ny fanjakana sy ireo manatanteraka asa amin’ny fanjakana.

A.Ranaivo
Tag :

Rehefa tsy hita nandritra ny telo andro, raha niala ny tranony I Rakotovao Rakotoson na I Saonina , monina ao ilanivato Anosipatrana ny marainan’ny asabotsy lasa teo araka ny nambaran’ny fianakaviany, dia ny fatiny no hita nanamo ...

Notanterahana ny tolakandron’ny alakamisy 12 septambra teo, tao amin’ny efitrano fivorian’ny minisiteran’ny Filaminam-bahoaka Anosy ny fanaovan-tsonia fiaraha-miasa eo amin’ny Polisim-pirenena Malagasy sy ny Komity iraisam-pirenen ...

Nanatanteraka atrik’asa omaly tolakandro tetsy amin’ny foiben’ny « Pacte » na vondrona manohana ny fifidianana amin’ny mangarahara izay etsy Ankorondrano, niarahana tamin’ny KMF CNOE na ny komity misahana ny fifidiana ...

Nivoaka tamin’ny fahanginany avokoa ireo kandidà nahiliky ny CES tsy ho isan’ireo mpihazakazaka amin’ny fifidianana filoham-pirenena kasaina hatao amin’ny faha-25 oktobra 2013 ho avy izao. Fotoana fohy taorian’ny namoahan’n ...

Naneho ny heviny momba ny fazoan’ny banky iray any Maorisy ny petra-bola 51% ao amin’ny banky BNI eto Madagasikara i Serge Zafimahova. Araka ny heviny dia fivarota-tanindrazana no nataon’ny fitondram-panjakana Malagasy tamin’ny na ...

Teratany maorisiana ny iray ary Indiana ny faharoa, Malagasy kosa ny fahatelo. Izy telolahy ireo no indray nosamborin’ny mpitandro filaminana avy ao amin’ny Polisim-pirenena ao Tsaralalana noho izy ireo voaroiroy amin’ny fampiasan ...

Raha ny fantatra dia voalaza fa efa tonga tao amin’ny tahirim-bolam-panjaka tao Antsirabe ireo vola karaman’ireo sefo fokontany. ...

Tonga eto Antananarivo, ary nanao fanambarana an-gazety ireo mpikambana ao amin’ny « Plateforme du Grand Melaky”. ...

Misedra olana indray amin’izao fotoana ireo mpandeha fiarakodia amin’iny lalam-pirenena faha-12A izay mampitohy an’i Tôlagnaro sy Vangaindrano iny. Izany dia vokatry ny fanararaotana ataon’ireo mpamily « bac » ia ...

Tamin’ny alalan’ny valan-dresaka ho an’ny mpanao gazety no nanambaran’I Rajosefa Andriantahina Haja tale iraisam-paritry ny Fiompiana any Toamasina fa tsy misy atahorana ny trondro izay amidy eny amin’ireo toerana nahazo alalana a ...