10/11/2012
Ny mpisolovava ny filohan’ny fiarovana eo anivon’ny CST, Alain Ramaroson, no tonga nihaona tamin’ny tomponandraikitra ao amin’ny sampan-draharaha misahana ny ady heloka be vava etsy Fiadanana omaly. Nambaran’ity mpisolovava ity fa ao anatin’ny fotoam-pivoriana ny parlemanta amin’izao fotoana izao; manana ny fomba fiasany rahateo koa ny birao maharitra ka tokony hajaina avokoa izany rehetra izany mialohan’ny hirosoana amin’ny fakàna am-bavany ny filohan’ny antoko Masters, Alain Ramaroson. Nahemotra amin’ny fotoana tsy mbola voatondro araka izany ny
fiatrehany ny famotoran’ny mpitandro filaminana. Tsy mbola fantatra kosa anefa ny heloka hanenjehana azy amin’izao fiantsoana azy izao.Niteraka adihevitra teto amin’ny firenena moa ny mikasika ny antsoina hoe « immunité » ho an’ireo mambra ao amin’ny Kongresin’ny Tetezamita sy ny Filan-kevitra ambonin’ny Tetezamita. Efa nanome ny heviny momba izany ny HCC ka nilazan’ity andrim-panjakana ity fa tsy manana io zo manokana io ireo mambra ao amin’ireo andriam-panjakana roa amin’ity rafitra Tetezamita ity. Midika ve izany fa tsy manana ny hahefana rehetra nananan’ny solombavambahoaka ireto mambra ao amin’ny CT sy CST ireto ?
Le bureau du district de Soalala est presque en ruine. Aucun entretien n’est en cours et la bâtisse offre un spectacle désolant. C’est étonnant quand on sait que grâce aux minerais de fer que les Chinois ... Lire la suite
Niseho tamin’ny fomba ofisialy tetsy amin’ny Hôtel Colbert Antaninarenina ny komity mpanohana ny kandidà Pierrot Rajaonarivelo, mitondra ny anarana Vahatra izay hivondronan’ireo antoko politika sy fikambanana maro man ... Lire la suite
Quelques têtes politiques ont choisi depuis le début de ce mois, de se prononcer ouvertement contre la tenue des élections qui restent encore hypothétiques, malgré l’optimisme béat et servi ... Lire la suite
Nandritra ny valan-dresaka nataon’ny filoha teo aloha Ravalomanana, omaly, no nilazany ny fahitany ny akon’ny fivorian’ny Troika farany teo izay nanamafy ny fanohanan’ny fianankaviambe iraisam-pirenena ny firosoana amin’ny fifidia ... Lire la suite
Empêtrés dans les contradictions internes d’un ministère qui, à chaque changement de régime, perd de plus en plus de pouvoirs et de moyens, les commissaires et les contrôleurs économi ... Lire la suite
L’ancien président finira-t-il par soutenir un candidat à l’élection présidentielle sous la pression de la SADC ? Marc Ravalomanana a affirmé aux journalistes hier, lors d’une conférence d ... Lire la suite
Naneho ny heviny manoloana ny firosoana amin’ny fifidianana eto Madagasikara ihany koa ny antoko Pro Ravalomanana. Nambaran’ny mmpitarika an’ity antoko ity fa tsy mpanohana an-dRavalomanana akory izy ireo fa mpanohana ny foto-kevi ... Lire la suite
Naneho ny tsy fahafalian’ny mponina any amin’ny distrikan’i Soalala iny sy ny any amin’ny distrikan’i Besalampy ny solontenan’izy ireo izay tonga eto Antananarivo amin’izao fotoana izao. ... Lire la suite
Mbola tsy voatendry hatramin’izao izay olona hisolo ny filohan’ny delegasiona manokan’ny tananan’Antananarivo teo aloha Edgard Razafindravahy izay efa nametram-pialàna noho ny maha kandidà amin’ny fifidianana filoham ... Lire la suite
A presque un mois de la date du scrutin présidentiel, le KMF/CNOE affirme le démarrage d’ici quelques jours de la sensibilisation électorale relative à l’utilisation du système de bulletin unique ... Lire la suite
Visiteurs
611.184