Journal La Nation : « La Nation » le quotidien d’informations et d’actualité, est un journal quotidien de 16 pages minimum au format standard des quotidiens Nationaux de la place. Elle est déjà sur le marché, présente à Antananarivo et dans les provinces.

Edition du

14/09/2013
N° 379

 

Recherche Journal

Archive Politique

Valifaty no misy any Atsimo

10/11/2012

Naneho ny heviny mahakasika ny raharaha fisamborana an-dRemenabila izay nandefasana miaramila sy ny vono olona mitranga ant Atsimo amin’izao fotoana izao i Raharimalala Louisette filohan’ny antoko MAVANA. Nambaran’ity mpanao politika ity efa mivadika valifaty ny rahara any amin’izao fotoana izao.

Nambarany ihany koa fa tsy misy ny fanajana ny zon’olombelona amin’izao tetezamita izao. Tsy malasa avokoa, hoy izy ireo olona novonoina tany amin’iny faritra iny. Mametram-panontaniana amin’ny antony tsy hisian’ny fampahalalam-baobvbao marina mikasika ny fizotran’ny asan’ireo miaramila nalefa any atsimo ihany koa ity mpanao politika ity. Farany dia nokianiny ihany koa ny tsy fisian’ny manharahara sy ny famafazana lainga eto amintsika, izay ataon’ny fitondrana tetezamita.
Nanao antso avo ho an’ny rehetra arak’izany i Raharimalala Louisette. Miantefa amin’ny vahoaka ny atso nataony. Nambarany fa tsy tokony hiandry ny olon-kafa avy any ivelany isika amin’ny famahana ny olana eto Madagasikara. Niantso ny fahatongavan-tsainan’ireo mpitandro filaminana ihany koa ny tenany, mba hanatsahatra ny famonoan’olona sy ny fanapotehana ny samy Malagasy.

Tag :

Le bureau du district de Soalala est presque en ruine. Aucun entretien n’est en cours et la bâtisse offre un spectacle désolant. C’est étonnant quand on sait que grâce aux minerais de fer que les Chinois ...

Niseho tamin’ny fomba ofisialy tetsy amin’ny Hôtel Colbert Antaninarenina ny komity mpanohana ny kandidà Pierrot Rajaonarivelo, mitondra ny anarana Vahatra izay hivondronan’ireo antoko politika sy fikambanana maro man ...

Quelques têtes politiques ont choisi depuis le début de ce mois, de se prononcer ouvertement contre la tenue des élections qui restent encore hypothétiques, malgré l’optimisme béat et servi ...

Nandritra ny valan-dresaka nataon’ny filoha teo aloha Ravalomanana, omaly, no nilazany ny fahitany ny akon’ny fivorian’ny Troika farany teo izay nanamafy ny fanohanan’ny fianankaviambe iraisam-pirenena ny firosoana amin’ny fifidia ...

Empêtrés dans les contradictions internes d’un ministère qui, à chaque changement de régime, perd de plus en plus de pouvoirs et de moyens, les commissaires et les contrôleurs économi ...

L’ancien président finira-t-il par soutenir un candidat à l’élection présidentielle sous la pression de la SADC ? Marc Ravalomanana a affirmé aux journalistes hier, lors d’une conférence d ...

Naneho ny heviny manoloana ny firosoana amin’ny fifidianana eto Madagasikara ihany koa ny antoko Pro Ravalomanana. Nambaran’ny mmpitarika an’ity antoko ity fa tsy mpanohana an-dRavalomanana akory izy ireo fa mpanohana ny foto-kevi ...

Naneho ny tsy fahafalian’ny mponina any amin’ny distrikan’i Soalala iny sy ny any amin’ny distrikan’i Besalampy ny solontenan’izy ireo izay tonga eto Antananarivo amin’izao fotoana izao. ...

Mbola tsy voatendry hatramin’izao izay olona hisolo ny filohan’ny delegasiona manokan’ny tananan’Antananarivo teo aloha Edgard Razafindravahy izay efa nametram-pialàna noho ny maha kandidà amin’ny fifidianana filoham ...

A presque un mois de la date du scrutin présidentiel, le KMF/CNOE affirme le démarrage d’ici quelques jours de la sensibilisation électorale relative à l’utilisation du système de bulletin unique ...