Journal La Nation : « La Nation » le quotidien d’informations et d’actualité, est un journal quotidien de 16 pages minimum au format standard des quotidiens Nationaux de la place. Elle est déjà sur le marché, présente à Antananarivo et dans les provinces.

Edition du

14/09/2013
N° 379

 

Recherche Journal

Archive Politique

50 isan’andro ny fitarainana voaray

12/11/2012

Mirongatra izay tsy izy ny ady tany eto Madagasikara hatramin’ny taona 2009 no mankaty. Nambaran’ny tompon’andrikitra iray avy ao amin’ny sampandraharaha misahana ny fifanolanana momba ny fananan-tany ao amin’ny ministeran’ny mponina fa mahatratra 50 isan’andro ny fitarainana voarain’izy ireo mahakasika izay ady tany izay.

Nambaran’izy ireo fa ny firoborobon’ny kolikoly eo amin’ny sehatry ny fananan-tany, indrindra amin’ny fazoana taratasy momba ny fananan-tany no tena anton’izany firongatry ny ady tany izany. Tsy vitsy arak’izany ireo taratasy fananan-tany no hosoka, maro ihany koa ireo tany izay fananan’olona roan a maromaro ary samy manana taratasy amin’izany avokoa izy ireo. Ankoatr’izay dia fehita matetika ihany koa ny tany iray novidian’olona samihafa ary samy manana taratasy ara-dàlana ihanhy koa ireo olona ireo.
Maro dia maro arak’izany ireo olona voakasiky ny ady tany amin’izao fotoana izao. Voalazan’ity tompon’andrikitra ity ihany koa fa maro ireo raharaha mahakasika ady tany no tsy mbola ahitana didim-pitsarana hatramin’izao. Misy amin’izy ireny anefa ny efa tamin’ny taona 1960 na ny tamin’ny taona 1970. Eo ihany koa anefa ireo ady tany izay ahitana didim-pitsarana roa samihafa sy mifanipaka.
Soson-kevitry ny avy ao amin’ny sampandraharahan’ny fananan-tany ao amin’ny ministeran’ny mponina arak’izany ny tokony haanganana komity iraisana ministera maromaro hijery akaiky ireo ady tany izay miha mahazo vahana eto Madagasikara amin’izao fotoana izao.

Tag :

Le bureau du district de Soalala est presque en ruine. Aucun entretien n’est en cours et la bâtisse offre un spectacle désolant. C’est étonnant quand on sait que grâce aux minerais de fer que les Chinois ...

Niseho tamin’ny fomba ofisialy tetsy amin’ny Hôtel Colbert Antaninarenina ny komity mpanohana ny kandidà Pierrot Rajaonarivelo, mitondra ny anarana Vahatra izay hivondronan’ireo antoko politika sy fikambanana maro man ...

Quelques têtes politiques ont choisi depuis le début de ce mois, de se prononcer ouvertement contre la tenue des élections qui restent encore hypothétiques, malgré l’optimisme béat et servi ...

Nandritra ny valan-dresaka nataon’ny filoha teo aloha Ravalomanana, omaly, no nilazany ny fahitany ny akon’ny fivorian’ny Troika farany teo izay nanamafy ny fanohanan’ny fianankaviambe iraisam-pirenena ny firosoana amin’ny fifidia ...

Empêtrés dans les contradictions internes d’un ministère qui, à chaque changement de régime, perd de plus en plus de pouvoirs et de moyens, les commissaires et les contrôleurs économi ...

L’ancien président finira-t-il par soutenir un candidat à l’élection présidentielle sous la pression de la SADC ? Marc Ravalomanana a affirmé aux journalistes hier, lors d’une conférence d ...

Naneho ny heviny manoloana ny firosoana amin’ny fifidianana eto Madagasikara ihany koa ny antoko Pro Ravalomanana. Nambaran’ny mmpitarika an’ity antoko ity fa tsy mpanohana an-dRavalomanana akory izy ireo fa mpanohana ny foto-kevi ...

Naneho ny tsy fahafalian’ny mponina any amin’ny distrikan’i Soalala iny sy ny any amin’ny distrikan’i Besalampy ny solontenan’izy ireo izay tonga eto Antananarivo amin’izao fotoana izao. ...

Mbola tsy voatendry hatramin’izao izay olona hisolo ny filohan’ny delegasiona manokan’ny tananan’Antananarivo teo aloha Edgard Razafindravahy izay efa nametram-pialàna noho ny maha kandidà amin’ny fifidianana filoham ...

A presque un mois de la date du scrutin présidentiel, le KMF/CNOE affirme le démarrage d’ici quelques jours de la sensibilisation électorale relative à l’utilisation du système de bulletin unique ...