12/11/2012
Notanterahana omaly tetsy amin’ny lapan’ny Fitsarana Anosy ny fifidianana izay ho filohan’ny holafitry ny Mpisolovava nahitana ny fandraisana anjaran’ireo kandidà efatra. Mitarika amin’ny isa mavesatra (267) ny Me Hubert Raharison, filohan’ny AJAM teo aloha. Vato efatra monja no tsy nahalany azy tamin’ny fihodinana voalohany. Manaraka azy kosa ny Me Gustave Razakamanantsoa (103), Me Chan Fah Raymond (85) ary Me Alain Ramanarivo (73). Amin’ny faha-15 desambra ho avy izao indray no hanatanterahana ny fihodinana faharoa; izay mahazo vato betsaka moa no lany ho filohan’ny holafitry ny Mpisolovava, tsy voatery manenjika ny isa 271 tahaka ny tamin’ny fihodinana voalohany.
Toa ny sehatra rehetra ihany ny Mpisolovava eto amintsika; misy ny zavatra tokony harenina. Maro amin’ireo Mpisolovava no miandrandra fanovàna sy fanatsarana eo amin’izay fitantanana ny holafitra izay. Tsy azo lavina fa lasa sehatra nahafahana nanatsara ny tombotsoa manokana ny toerana maha filohan’ny holafitra fa tsy nitondra tombotsoa ho an’ny be sy ny maro. Re eny an-tsefantsefan-dresaka eny ihany ny fitarainan’ireo Mpisolovava noho izay tsy fanatanterahan’ny holafitra ny adidy sy andraikiny izay. Mizotra araka ny tokony ho izy avokoa moa ireo holafitra misy eto amin’ny firenena afatsy ny holafitry ny Mpanao gazety izay tsy mety tafatsangana mihitsy efa ho firy taona izao. Raha misy anefa be tsikera indrindra tsy misy mihoatra noho ny mpanao gazety!
Le bureau du district de Soalala est presque en ruine. Aucun entretien n’est en cours et la bâtisse offre un spectacle désolant. C’est étonnant quand on sait que grâce aux minerais de fer que les Chinois ... Lire la suite
Niseho tamin’ny fomba ofisialy tetsy amin’ny Hôtel Colbert Antaninarenina ny komity mpanohana ny kandidà Pierrot Rajaonarivelo, mitondra ny anarana Vahatra izay hivondronan’ireo antoko politika sy fikambanana maro man ... Lire la suite
Quelques têtes politiques ont choisi depuis le début de ce mois, de se prononcer ouvertement contre la tenue des élections qui restent encore hypothétiques, malgré l’optimisme béat et servi ... Lire la suite
Nandritra ny valan-dresaka nataon’ny filoha teo aloha Ravalomanana, omaly, no nilazany ny fahitany ny akon’ny fivorian’ny Troika farany teo izay nanamafy ny fanohanan’ny fianankaviambe iraisam-pirenena ny firosoana amin’ny fifidia ... Lire la suite
Empêtrés dans les contradictions internes d’un ministère qui, à chaque changement de régime, perd de plus en plus de pouvoirs et de moyens, les commissaires et les contrôleurs économi ... Lire la suite
L’ancien président finira-t-il par soutenir un candidat à l’élection présidentielle sous la pression de la SADC ? Marc Ravalomanana a affirmé aux journalistes hier, lors d’une conférence d ... Lire la suite
Naneho ny heviny manoloana ny firosoana amin’ny fifidianana eto Madagasikara ihany koa ny antoko Pro Ravalomanana. Nambaran’ny mmpitarika an’ity antoko ity fa tsy mpanohana an-dRavalomanana akory izy ireo fa mpanohana ny foto-kevi ... Lire la suite
Naneho ny tsy fahafalian’ny mponina any amin’ny distrikan’i Soalala iny sy ny any amin’ny distrikan’i Besalampy ny solontenan’izy ireo izay tonga eto Antananarivo amin’izao fotoana izao. ... Lire la suite
Mbola tsy voatendry hatramin’izao izay olona hisolo ny filohan’ny delegasiona manokan’ny tananan’Antananarivo teo aloha Edgard Razafindravahy izay efa nametram-pialàna noho ny maha kandidà amin’ny fifidianana filoham ... Lire la suite
A presque un mois de la date du scrutin présidentiel, le KMF/CNOE affirme le démarrage d’ici quelques jours de la sensibilisation électorale relative à l’utilisation du système de bulletin unique ... Lire la suite
Visiteurs
611.198