12/11/2012
Naneho ny ahiahiny manoloana ny fanenjehana ny mpanao gazety sy ny asa fanaovan-gazety amin’ny ankapobeny eto amintsika ny RSF (Reporters sans frontières). Androany amin’ny valo ora maraina tokoa mantsy no hasaina mamonjy ny zandarimaria Betongolo, mialohan’ny hanolorana azy ireo ho eo anatrehan’ny Fampanoavana, ny tale famoahana ny gazety La Nation, Gazetiko ary Midi Madagasikara, izay nitatitra ny valan-dresaka in-droa nisesy nataon’ny tangalamena Zakariasy Patrick tao amin’ny Colbert, momba ny fanondranana « bois de rose » an-tsokosoko.
Efa naneho ny heviny mikasika ny fanohintohinana ny fahalalahan’ny asa fanaovan-gazety sy ny demôkrasia eto amintsika izay ihany koa ry zareo Amerikana ary nanambara fa izany no hiantoka ny famatsiam-bola na tsia amin’ny fifidianana. Manara-maso ity raharaha ity avokoa ny olom-pirenena, mpanao politika, fikambanana nasionaly sy iraisam-pirenena, toa ny birao maharitry ny SADC, ny « haut commissariat » misahana ny zon’olombelona eo anivon’ny firenena mikambana ary ny ambasadin’i Afrika Atsimo miasa sy monina eto amitsika. Ny filoha jeneralin’ny groupe Sodiat, Mamy Ravatomanga moa no mpitory ireto hainoamanjery telo mpivoaka isan’andro ireto.
Le bureau du district de Soalala est presque en ruine. Aucun entretien n’est en cours et la bâtisse offre un spectacle désolant. C’est étonnant quand on sait que grâce aux minerais de fer que les Chinois ... Lire la suite
Niseho tamin’ny fomba ofisialy tetsy amin’ny Hôtel Colbert Antaninarenina ny komity mpanohana ny kandidà Pierrot Rajaonarivelo, mitondra ny anarana Vahatra izay hivondronan’ireo antoko politika sy fikambanana maro man ... Lire la suite
Quelques têtes politiques ont choisi depuis le début de ce mois, de se prononcer ouvertement contre la tenue des élections qui restent encore hypothétiques, malgré l’optimisme béat et servi ... Lire la suite
Nandritra ny valan-dresaka nataon’ny filoha teo aloha Ravalomanana, omaly, no nilazany ny fahitany ny akon’ny fivorian’ny Troika farany teo izay nanamafy ny fanohanan’ny fianankaviambe iraisam-pirenena ny firosoana amin’ny fifidia ... Lire la suite
Empêtrés dans les contradictions internes d’un ministère qui, à chaque changement de régime, perd de plus en plus de pouvoirs et de moyens, les commissaires et les contrôleurs économi ... Lire la suite
L’ancien président finira-t-il par soutenir un candidat à l’élection présidentielle sous la pression de la SADC ? Marc Ravalomanana a affirmé aux journalistes hier, lors d’une conférence d ... Lire la suite
Naneho ny heviny manoloana ny firosoana amin’ny fifidianana eto Madagasikara ihany koa ny antoko Pro Ravalomanana. Nambaran’ny mmpitarika an’ity antoko ity fa tsy mpanohana an-dRavalomanana akory izy ireo fa mpanohana ny foto-kevi ... Lire la suite
Naneho ny tsy fahafalian’ny mponina any amin’ny distrikan’i Soalala iny sy ny any amin’ny distrikan’i Besalampy ny solontenan’izy ireo izay tonga eto Antananarivo amin’izao fotoana izao. ... Lire la suite
Mbola tsy voatendry hatramin’izao izay olona hisolo ny filohan’ny delegasiona manokan’ny tananan’Antananarivo teo aloha Edgard Razafindravahy izay efa nametram-pialàna noho ny maha kandidà amin’ny fifidianana filoham ... Lire la suite
A presque un mois de la date du scrutin présidentiel, le KMF/CNOE affirme le démarrage d’ici quelques jours de la sensibilisation électorale relative à l’utilisation du système de bulletin unique ... Lire la suite
Visiteurs
611.205