14/11/2012
Eny an’ivon’ny polisim-pirenena ary hiakatra fitsarana tsy ho el any raharaha mampifanolana ny Tantsaha mpamboly vary any amin’ny Vallée Mariana sy PC 15, etsy an-daniny, ary ny mpitarika ny Federasiona ivondronan’ny tantsaha amin’ireo toeram-pambolembary ireo, an-kilany. Ny tsy fahavitana araka ny tokony ho izy ny asan’izany federasiona izany kanefa tsy nisy fatapahany ny fanomezan’ny tantsaha ny latsak’emboka isan-taona no nipoiran’ny disadisa. Ahina hisy fiantraikany amin’ny taom-pambolena any amin’iny faritra iny izao disadisa izao.
Dimy alina ariary (250 000 fmg) isaky ny iray hektara, isan-taona no latsak’emboka alohan’ny tsantsaha amin’ny Federasion Miroso Vallée Mariana PC15, ao amin’ny distrikan’Ambatondrazaka. Tsy mandeha amin’ny laoniny anefa ny asan’izany fikambanambe izay raha araka ny loharanom-baovao, toy ny fanadiovana araka ny tokony ho izy ireo lakan-drano mpanondraka ny tanimbary. Velon-taraina arak’izany ireo tantsaha mpikambana ary maro dia maro tamin’izy ireo ny nangataka ny hiala amin’izany fikambanambe izany. Nisy ny fampihaonana izay efa nataon’ny Lehiben’ny Faritra Alaotra Mangoro hitadiavana vahaolana amin’izay disadisa teo amin’ireo samy tantsaha ireo kanefa tsy mbola nahitana vokany izany hatramin’izao.
Efa nakarina eo ampelantanan’ny mpitandro filaminana ary amin’izao fotoana izao ity raharaha ity ary andrasana ny hitondrana izany eo anatrehan’ny fitsarana.
Marihana fa mahatratra 4000 ha ny velarantanin’ireo tantsaha mivondrona ao amin’ity Federasion ity. Io no isan’ny velaran-tany goavana ary mamokatra indrindra any amin’iny ilany antsinanan’ny farihin’Alaotra iny. Mety hisy vokany eo amin’ny fambolen’ny mponina any an-toerana ny fisian’ity disadisa ity araka ny ahiahin’ireo tantsaha.
Le bureau du district de Soalala est presque en ruine. Aucun entretien n’est en cours et la bâtisse offre un spectacle désolant. C’est étonnant quand on sait que grâce aux minerais de fer que les Chinois ... Lire la suite
Niseho tamin’ny fomba ofisialy tetsy amin’ny Hôtel Colbert Antaninarenina ny komity mpanohana ny kandidà Pierrot Rajaonarivelo, mitondra ny anarana Vahatra izay hivondronan’ireo antoko politika sy fikambanana maro man ... Lire la suite
Quelques têtes politiques ont choisi depuis le début de ce mois, de se prononcer ouvertement contre la tenue des élections qui restent encore hypothétiques, malgré l’optimisme béat et servi ... Lire la suite
Nandritra ny valan-dresaka nataon’ny filoha teo aloha Ravalomanana, omaly, no nilazany ny fahitany ny akon’ny fivorian’ny Troika farany teo izay nanamafy ny fanohanan’ny fianankaviambe iraisam-pirenena ny firosoana amin’ny fifidia ... Lire la suite
Empêtrés dans les contradictions internes d’un ministère qui, à chaque changement de régime, perd de plus en plus de pouvoirs et de moyens, les commissaires et les contrôleurs économi ... Lire la suite
L’ancien président finira-t-il par soutenir un candidat à l’élection présidentielle sous la pression de la SADC ? Marc Ravalomanana a affirmé aux journalistes hier, lors d’une conférence d ... Lire la suite
Naneho ny heviny manoloana ny firosoana amin’ny fifidianana eto Madagasikara ihany koa ny antoko Pro Ravalomanana. Nambaran’ny mmpitarika an’ity antoko ity fa tsy mpanohana an-dRavalomanana akory izy ireo fa mpanohana ny foto-kevi ... Lire la suite
Naneho ny tsy fahafalian’ny mponina any amin’ny distrikan’i Soalala iny sy ny any amin’ny distrikan’i Besalampy ny solontenan’izy ireo izay tonga eto Antananarivo amin’izao fotoana izao. ... Lire la suite
Mbola tsy voatendry hatramin’izao izay olona hisolo ny filohan’ny delegasiona manokan’ny tananan’Antananarivo teo aloha Edgard Razafindravahy izay efa nametram-pialàna noho ny maha kandidà amin’ny fifidianana filoham ... Lire la suite
A presque un mois de la date du scrutin présidentiel, le KMF/CNOE affirme le démarrage d’ici quelques jours de la sensibilisation électorale relative à l’utilisation du système de bulletin unique ... Lire la suite
Visiteurs
610.948