15/11/2012
Torana mihitsy izay nandre fa tsy voafetra teo amin’ny lafiny ara-pitaovana (moyens) ny Foloalindahy tamin’ny fanenjehana an-dRemenabila ary ireo andian-dahalo mirongo fiadiana. Izay no nambaran’ireo jeneraly sy manamboninahitra ambony avy ao amin’ny Foloalindahy nandritra ny tatitra manodidina ny hetsika Tandroka tany amin’ny Faritra Atsimo. Ndrao dia ilàna « bombardier » toa ireny B-52 ireny kosa aza ny fisamborana an’ity lehiben’ny dahalo ity izay voalazan’ny mpitandro filaminana hatrany fa maratran’ny bala ? Koa rehefa manam-pikasana hanafatra fitaovam-piadiana ihany ny filoha Andry Rajoelina, dia ity karazany iray ity no tsara sy azo antoka indrindra.
Vita ao anatin’ny ora iray ny fandripahana ireo dahalo any Atsimo, tsy hisy zandary na pôlisy na miaramila ho faty na maratra intsony koa etsy an-danin’izany. Handry fehizay ny tany ; tsy hisy sahy hidina an-dalambe intsony mihitsy mandra-pahatapitry ny Tetezamita !
Le bureau du district de Soalala est presque en ruine. Aucun entretien n’est en cours et la bâtisse offre un spectacle désolant. C’est étonnant quand on sait que grâce aux minerais de fer que les Chinois ... Lire la suite
Niseho tamin’ny fomba ofisialy tetsy amin’ny Hôtel Colbert Antaninarenina ny komity mpanohana ny kandidà Pierrot Rajaonarivelo, mitondra ny anarana Vahatra izay hivondronan’ireo antoko politika sy fikambanana maro man ... Lire la suite
Quelques têtes politiques ont choisi depuis le début de ce mois, de se prononcer ouvertement contre la tenue des élections qui restent encore hypothétiques, malgré l’optimisme béat et servi ... Lire la suite
Nandritra ny valan-dresaka nataon’ny filoha teo aloha Ravalomanana, omaly, no nilazany ny fahitany ny akon’ny fivorian’ny Troika farany teo izay nanamafy ny fanohanan’ny fianankaviambe iraisam-pirenena ny firosoana amin’ny fifidia ... Lire la suite
Empêtrés dans les contradictions internes d’un ministère qui, à chaque changement de régime, perd de plus en plus de pouvoirs et de moyens, les commissaires et les contrôleurs économi ... Lire la suite
L’ancien président finira-t-il par soutenir un candidat à l’élection présidentielle sous la pression de la SADC ? Marc Ravalomanana a affirmé aux journalistes hier, lors d’une conférence d ... Lire la suite
Naneho ny heviny manoloana ny firosoana amin’ny fifidianana eto Madagasikara ihany koa ny antoko Pro Ravalomanana. Nambaran’ny mmpitarika an’ity antoko ity fa tsy mpanohana an-dRavalomanana akory izy ireo fa mpanohana ny foto-kevi ... Lire la suite
Naneho ny tsy fahafalian’ny mponina any amin’ny distrikan’i Soalala iny sy ny any amin’ny distrikan’i Besalampy ny solontenan’izy ireo izay tonga eto Antananarivo amin’izao fotoana izao. ... Lire la suite
Mbola tsy voatendry hatramin’izao izay olona hisolo ny filohan’ny delegasiona manokan’ny tananan’Antananarivo teo aloha Edgard Razafindravahy izay efa nametram-pialàna noho ny maha kandidà amin’ny fifidianana filoham ... Lire la suite
A presque un mois de la date du scrutin présidentiel, le KMF/CNOE affirme le démarrage d’ici quelques jours de la sensibilisation électorale relative à l’utilisation du système de bulletin unique ... Lire la suite
Visiteurs
611.502