Journal La Nation : « La Nation » le quotidien d’informations et d’actualité, est un journal quotidien de 16 pages minimum au format standard des quotidiens Nationaux de la place. Elle est déjà sur le marché, présente à Antananarivo et dans les provinces.

Edition du

14/09/2013
N° 379

 

Recherche Journal

Archive Politique

Miasava tanana ny DAS

15/11/2012

Tanana efatra malaza amin’ny tsy fandriam-pahalemana any Ambatondrazaka no nanaovan’ny miaramila avy amin’ny DAS (Détachement autonome de sécurité) any an-toerana fisavana nanomboka tamin’ity herinandro ity. Nosavain’ireo miaramila avokoa ny bokin’omby sy ny taratasy fazoan-dalaana mihazona basy tamin’ireo mponina tao amin’ireo tanana ireo dia i Andingadingana, Analabehasina, ary Tanambao. Sambany no nisy fisavana toy izany tany an-toerana ary nambaran’ireo mpitandro filaminana avy amin’ny DAS fa mba ho fanamafisana ny fandriam-pahalemana no antony nanaovan’izy ireo izany.

. Nanambara moa ny Kolonely Bonaidy Marolahy, coordonateur regional du Détachement Autonome de sécurtité any amin’ny Faritra Alaotra Mangoro fa taorian’ny fisavana natao dia tsapa fa tsy misy mampiahiahy ireo mponina any amin’ireo tanana ireo.
Nasongadin’ity manamboninahitra miaramila ity anefa fa maro ny sakatsakana nahazo azy ireo tamin’ny fanaovana ity hetsika ity. Isan’izany ny avy amin’ireo mpitandro filaminana hafa izay tsy dia nankasitraka loatra ny hanatanterahana izany. Nambaran’ny Kolonely Bonaidy Marolahy anefa fa tsy hihemotra amin’izany izy ireo ary vonona hatrany ny hanohy ny asa nankinina tamin’izy ireo.

Tag :

Le bureau du district de Soalala est presque en ruine. Aucun entretien n’est en cours et la bâtisse offre un spectacle désolant. C’est étonnant quand on sait que grâce aux minerais de fer que les Chinois ...

Niseho tamin’ny fomba ofisialy tetsy amin’ny Hôtel Colbert Antaninarenina ny komity mpanohana ny kandidà Pierrot Rajaonarivelo, mitondra ny anarana Vahatra izay hivondronan’ireo antoko politika sy fikambanana maro man ...

Quelques têtes politiques ont choisi depuis le début de ce mois, de se prononcer ouvertement contre la tenue des élections qui restent encore hypothétiques, malgré l’optimisme béat et servi ...

Nandritra ny valan-dresaka nataon’ny filoha teo aloha Ravalomanana, omaly, no nilazany ny fahitany ny akon’ny fivorian’ny Troika farany teo izay nanamafy ny fanohanan’ny fianankaviambe iraisam-pirenena ny firosoana amin’ny fifidia ...

Empêtrés dans les contradictions internes d’un ministère qui, à chaque changement de régime, perd de plus en plus de pouvoirs et de moyens, les commissaires et les contrôleurs économi ...

L’ancien président finira-t-il par soutenir un candidat à l’élection présidentielle sous la pression de la SADC ? Marc Ravalomanana a affirmé aux journalistes hier, lors d’une conférence d ...

Naneho ny heviny manoloana ny firosoana amin’ny fifidianana eto Madagasikara ihany koa ny antoko Pro Ravalomanana. Nambaran’ny mmpitarika an’ity antoko ity fa tsy mpanohana an-dRavalomanana akory izy ireo fa mpanohana ny foto-kevi ...

Naneho ny tsy fahafalian’ny mponina any amin’ny distrikan’i Soalala iny sy ny any amin’ny distrikan’i Besalampy ny solontenan’izy ireo izay tonga eto Antananarivo amin’izao fotoana izao. ...

Mbola tsy voatendry hatramin’izao izay olona hisolo ny filohan’ny delegasiona manokan’ny tananan’Antananarivo teo aloha Edgard Razafindravahy izay efa nametram-pialàna noho ny maha kandidà amin’ny fifidianana filoham ...

A presque un mois de la date du scrutin présidentiel, le KMF/CNOE affirme le démarrage d’ici quelques jours de la sensibilisation électorale relative à l’utilisation du système de bulletin unique ...