15/11/2012
Omaly hariva no nalefa teo anatrehan’ny mpitsara mpanao famotorana tao amin’ny fitsarana tany Toamasina ireo enin-dahy, ka isan’izany i Mandraina Felix mpitarika ny hetsika “Tsisy miala aketo niany” sy Riry Be isan’ny lohandohany amin’izany hetsika izany ary ireo efa-dahy naira-nosamborina tamin’izy ireo. Taorian’ny fakana am-bavany azy ireo dia namoaka didy sava ranonando ny mpitsara mpanao famotorana. Arak’izany dia naiditra am-ponja vonjimaika I Riry Be sy ireo namany efa-dahy. Nahazo fahafahana vonjimaika kosa I Mandraina Felix.
Maro ny vesatra iampangana azy ireo. Isan’izany ny fanalam-baraka sy fanimbazimbana ny olom-panjakana ambony. Ny Lehiben’ny Faritra no nitory azy ireo tamin’izany. Ao ihany koa ny fanapotehana fefin’olona, ka ny tompon’izany fefy izany no nitory. Ankoatr’ireo dia isan’ny vesatra iampangana an’ireto mpitarika ny hetsika “Tsisy miala aketo niany” ireto ihany koa ny fikasana haka volan’ny tetik’asa Ambatovy, sy ny fisolokiana, ny “chantage”, ary ny fanaovana hosoka. Ny tetik’asa Ambatovy moa no mitory azy ireo amin’izany.
Araka ny nambaran’ny zandary dia ny fitandroana ny filaminana no antony nanaovana ny fisamborana azy ireo nandritra ny alina. Tsy misy ifandraisany amin’ny hetsika ataon’ny vahoakan’ny Toamasina kosa ny fanenjehana azy ireo, hoy ihany ny fanambaran’ny zandary any an-toerana.
Tsiahivina fa ny marainan’ny talata teo no nisamborana azy enina mirahalahy ireo rehafa avy nitarika vahoaka marobe tenay an-dalambe ny alatsinainy. Nitaky ny fametram-pialan’ny Lehiben’ny faritra izy ireo, ary nitaky ihany koa ny handohavan’ny tetik’asa vola amin’ireo miasa najanona tamin’ny asany tao amin’izany tetik’asa izany.
Le bureau du district de Soalala est presque en ruine. Aucun entretien n’est en cours et la bâtisse offre un spectacle désolant. C’est étonnant quand on sait que grâce aux minerais de fer que les Chinois ... Lire la suite
Niseho tamin’ny fomba ofisialy tetsy amin’ny Hôtel Colbert Antaninarenina ny komity mpanohana ny kandidà Pierrot Rajaonarivelo, mitondra ny anarana Vahatra izay hivondronan’ireo antoko politika sy fikambanana maro man ... Lire la suite
Quelques têtes politiques ont choisi depuis le début de ce mois, de se prononcer ouvertement contre la tenue des élections qui restent encore hypothétiques, malgré l’optimisme béat et servi ... Lire la suite
Nandritra ny valan-dresaka nataon’ny filoha teo aloha Ravalomanana, omaly, no nilazany ny fahitany ny akon’ny fivorian’ny Troika farany teo izay nanamafy ny fanohanan’ny fianankaviambe iraisam-pirenena ny firosoana amin’ny fifidia ... Lire la suite
Empêtrés dans les contradictions internes d’un ministère qui, à chaque changement de régime, perd de plus en plus de pouvoirs et de moyens, les commissaires et les contrôleurs économi ... Lire la suite
L’ancien président finira-t-il par soutenir un candidat à l’élection présidentielle sous la pression de la SADC ? Marc Ravalomanana a affirmé aux journalistes hier, lors d’une conférence d ... Lire la suite
Naneho ny heviny manoloana ny firosoana amin’ny fifidianana eto Madagasikara ihany koa ny antoko Pro Ravalomanana. Nambaran’ny mmpitarika an’ity antoko ity fa tsy mpanohana an-dRavalomanana akory izy ireo fa mpanohana ny foto-kevi ... Lire la suite
Naneho ny tsy fahafalian’ny mponina any amin’ny distrikan’i Soalala iny sy ny any amin’ny distrikan’i Besalampy ny solontenan’izy ireo izay tonga eto Antananarivo amin’izao fotoana izao. ... Lire la suite
Mbola tsy voatendry hatramin’izao izay olona hisolo ny filohan’ny delegasiona manokan’ny tananan’Antananarivo teo aloha Edgard Razafindravahy izay efa nametram-pialàna noho ny maha kandidà amin’ny fifidianana filoham ... Lire la suite
A presque un mois de la date du scrutin présidentiel, le KMF/CNOE affirme le démarrage d’ici quelques jours de la sensibilisation électorale relative à l’utilisation du système de bulletin unique ... Lire la suite
Visiteurs
611.231