Journal La Nation : « La Nation » le quotidien d’informations et d’actualité, est un journal quotidien de 16 pages minimum au format standard des quotidiens Nationaux de la place. Elle est déjà sur le marché, présente à Antananarivo et dans les provinces.

Edition du

14/09/2013
N° 379

 

Recherche Journal

Archive Politique

Hiditra an-drenivohitra ny “sub-urbain”

19/11/2012

Raha tsy nisy ny fanovana tamin’ny ora farany dia hanomboka hiditra amin’ireo zotra eto an-drenivohitra ireo fiara miasa amin’ny zotra ivelan’ny renivohitra. Izay no nambaran-dRakotorova Rabetsara, filoha nasionalin’ny RNDC raha nanontaniana ny tohin’ny fitakiana nataon’izy ireo ny tenany.

Nambarany fa araka ny tapaka nandritra ny fihaonana tamin’ireo izay voaksaiky ny raharaham-pitaterana an-drenivohitra dia tokony tamin’ny Zoma na sabotsy masa teo no nomen’ny ATT fazoan-dàlana hiasa amin’ny zotra an-drenivohitra ireo fiara avy amin’ny zotra “sub urbain” ka vonona ny hihazona ny saran-dàlana ho 300 ariary.
Marihina fa nihazona ny teniny hatramin’ny faranu ny UCTU sy ireo vondrona mpitatitra an-drenivohitra miaraka aminy mahakasika ny fanondrotana ho 400 ariary ny saram-pitaterana. Arak’izany, na teo aza ny ady hevitra mafana niseho tamin’ny faran’ny herinandro teo dia tsy nanaiky hatramin’ny farany ny hampidina ny saram-pitaterana izy ireo. Ho setrin’izany dia isan’ny vahaolana hitan’ny maro manoloana izany ny famelàna ireo fiara avy amin’ny zotra ivelan’ny renivohitra hanampy an’ireo efa miasa eto, kanefa hisian’ny safidy ho an’ny mpanjifa.
Mampanahy ny maro ihany anefa ny mety ho fampiharana izany satria ankoatry ny tsy faneken’ny UCTU an’ity soson-kevitra ity dia andrasana ihany koa ny hevitry ny Tananan’Antananarivo izay tompon’nandrikitra voalohany amin’ny fandrindrana ny fifamoivoizana eto an-toerana. Raha tsy mankato an’ity soson-kevitra ity ny fiadidiana ny tananan’Antananarivo dia tsy ho afaka ny hiditra eto andrenivohitra ny mpitatitra avy any ivelan’ny renivohitra .

Tag :

Le bureau du district de Soalala est presque en ruine. Aucun entretien n’est en cours et la bâtisse offre un spectacle désolant. C’est étonnant quand on sait que grâce aux minerais de fer que les Chinois ...

Niseho tamin’ny fomba ofisialy tetsy amin’ny Hôtel Colbert Antaninarenina ny komity mpanohana ny kandidà Pierrot Rajaonarivelo, mitondra ny anarana Vahatra izay hivondronan’ireo antoko politika sy fikambanana maro man ...

Quelques têtes politiques ont choisi depuis le début de ce mois, de se prononcer ouvertement contre la tenue des élections qui restent encore hypothétiques, malgré l’optimisme béat et servi ...

Nandritra ny valan-dresaka nataon’ny filoha teo aloha Ravalomanana, omaly, no nilazany ny fahitany ny akon’ny fivorian’ny Troika farany teo izay nanamafy ny fanohanan’ny fianankaviambe iraisam-pirenena ny firosoana amin’ny fifidia ...

Empêtrés dans les contradictions internes d’un ministère qui, à chaque changement de régime, perd de plus en plus de pouvoirs et de moyens, les commissaires et les contrôleurs économi ...

L’ancien président finira-t-il par soutenir un candidat à l’élection présidentielle sous la pression de la SADC ? Marc Ravalomanana a affirmé aux journalistes hier, lors d’une conférence d ...

Naneho ny heviny manoloana ny firosoana amin’ny fifidianana eto Madagasikara ihany koa ny antoko Pro Ravalomanana. Nambaran’ny mmpitarika an’ity antoko ity fa tsy mpanohana an-dRavalomanana akory izy ireo fa mpanohana ny foto-kevi ...

Naneho ny tsy fahafalian’ny mponina any amin’ny distrikan’i Soalala iny sy ny any amin’ny distrikan’i Besalampy ny solontenan’izy ireo izay tonga eto Antananarivo amin’izao fotoana izao. ...

Mbola tsy voatendry hatramin’izao izay olona hisolo ny filohan’ny delegasiona manokan’ny tananan’Antananarivo teo aloha Edgard Razafindravahy izay efa nametram-pialàna noho ny maha kandidà amin’ny fifidianana filoham ...

A presque un mois de la date du scrutin présidentiel, le KMF/CNOE affirme le démarrage d’ici quelques jours de la sensibilisation électorale relative à l’utilisation du système de bulletin unique ...