Journal La Nation : « La Nation » le quotidien d’informations et d’actualité, est un journal quotidien de 16 pages minimum au format standard des quotidiens Nationaux de la place. Elle est déjà sur le marché, présente à Antananarivo et dans les provinces.

Edition du

14/09/2013
N° 379

 

Recherche Journal

Archive Politique

Hitokona ireo mpiraki-draharaha

21/11/2012

Mitaky ireo tombontsoany ireo mpikambana ao amin’ny sendikan’ny mpiraki-draharaha ao an’ivon’ny Fitsarana manerana ny Nosy. Izay no tapaka nandritra ny fivoriambe nataon’izy ireo tao amin’ny efitrano malalaky ny fitsarana Tampony teto Antananarivo omaly. Nambaran’izy ireo fa ny tombon-tsoa manandrify ny trano fonenena, sy ny tombontsoa momba ny fanatrehan’izy ireo ny raharaham-pitsarana (indemnité d’assistance), ary ny tombontsoa manandrify ny fitaterana azy ireo mamonjy ny toeram-piasana no ifotoran’izany fitakiana ataon’izy ireo izany. Mahatratra 6 hetsy ariary isam-bolana ny fitakian’izy ireo.

Nambaran’izy ireo ihany koa fa manao mizana tsindrin’ila ny ministeran’ny Fitsarana manoloana ny fitakiana ataon’izy ireo. Tsy mba nentina teo amin’ireo sehatra tokony hanaovana izany, hoy ny fanazavana, ny fitakiana nataon’ny mpiandraiki-draharaha, raha nihazakazahana noresahana tao amin’ny filankevitry ny minisitra ny fitakian’ny sampan-draharaha hafa teo an’ivon’izany ministera izany. Izay tranga izay indrindra no nandrisika azy ireo hiditra amin’ny fitokonana raha araka ny fanazavan’ny filohan’ny sendikan’ny mpiraki-draharaha eo an’ivon’ny fitsarana.

Tag :

Le bureau du district de Soalala est presque en ruine. Aucun entretien n’est en cours et la bâtisse offre un spectacle désolant. C’est étonnant quand on sait que grâce aux minerais de fer que les Chinois ...

Niseho tamin’ny fomba ofisialy tetsy amin’ny Hôtel Colbert Antaninarenina ny komity mpanohana ny kandidà Pierrot Rajaonarivelo, mitondra ny anarana Vahatra izay hivondronan’ireo antoko politika sy fikambanana maro man ...

Quelques têtes politiques ont choisi depuis le début de ce mois, de se prononcer ouvertement contre la tenue des élections qui restent encore hypothétiques, malgré l’optimisme béat et servi ...

Nandritra ny valan-dresaka nataon’ny filoha teo aloha Ravalomanana, omaly, no nilazany ny fahitany ny akon’ny fivorian’ny Troika farany teo izay nanamafy ny fanohanan’ny fianankaviambe iraisam-pirenena ny firosoana amin’ny fifidia ...

Empêtrés dans les contradictions internes d’un ministère qui, à chaque changement de régime, perd de plus en plus de pouvoirs et de moyens, les commissaires et les contrôleurs économi ...

L’ancien président finira-t-il par soutenir un candidat à l’élection présidentielle sous la pression de la SADC ? Marc Ravalomanana a affirmé aux journalistes hier, lors d’une conférence d ...

Naneho ny heviny manoloana ny firosoana amin’ny fifidianana eto Madagasikara ihany koa ny antoko Pro Ravalomanana. Nambaran’ny mmpitarika an’ity antoko ity fa tsy mpanohana an-dRavalomanana akory izy ireo fa mpanohana ny foto-kevi ...

Naneho ny tsy fahafalian’ny mponina any amin’ny distrikan’i Soalala iny sy ny any amin’ny distrikan’i Besalampy ny solontenan’izy ireo izay tonga eto Antananarivo amin’izao fotoana izao. ...

Mbola tsy voatendry hatramin’izao izay olona hisolo ny filohan’ny delegasiona manokan’ny tananan’Antananarivo teo aloha Edgard Razafindravahy izay efa nametram-pialàna noho ny maha kandidà amin’ny fifidianana filoham ...

A presque un mois de la date du scrutin présidentiel, le KMF/CNOE affirme le démarrage d’ici quelques jours de la sensibilisation électorale relative à l’utilisation du système de bulletin unique ...