Journal La Nation : « La Nation » le quotidien d’informations et d’actualité, est un journal quotidien de 16 pages minimum au format standard des quotidiens Nationaux de la place. Elle est déjà sur le marché, présente à Antananarivo et dans les provinces.

Edition du

14/09/2013
N° 379

 

Recherche Journal

Archive Politique

Tsy nihemotra ny UCTS

22/11/2012

Na teo aza ny fanambarana nataon’ny fiadidiana an’Antananarivo sy ny UCTU dia tsy nihemotra tamin’ny fanampahan-keviny hanitatra ny zotrany aty amin’ny renivohitra ny UCTS. Raha ny hita omaly dia mbola niasa tamin’ireo zotra vaovao izay vao nosantariny ireo fiara mpitatitra olona avy amin’ny zotra sub urbain.

Isan’izany ny zotra G sy ny zotra H. Ity farany dia nampitohy an’I Sabotsy Namehana sy Behoririka ary ilay voalohany kosa nampitohy an’Ankatso sy Votovorona. Tamin’ny ankapobeny dia tsy nisy olana ny fanatontosan’izy ireo ny asany tamin’iny omaly iny na dia teo azan y ahiahy ny amin’ny mety hisian’ny fifandonana eo amin’ny andaniny sy ny ankilany. Fantatra ihany koa anefa an-koatr’izay fa 300 ariary ny saran-dalana teto an-drenivohitra tamin’ireo mpitatitra avy amin’ny UCTS raha nihazona ny saran-dalana 400 ariary kosa ireo avy amin’ny UCTU. Nanambara ireto farany fa miandry ny fihaonana eo amin’izy ireo sy ny filohan’ny tetezamita izy ireo mba hamahana ity olana ity. Ho an’ireo mpitatitra ao amin’ny UCTS kosa dia nanambara izy ireo fa tsy hiala amin’ny fanitarana ny zotra aty an-drenivohitra izy ireo ary mbola hanitatra ny isan’ny fiara amin’izany.

Tag :

Le bureau du district de Soalala est presque en ruine. Aucun entretien n’est en cours et la bâtisse offre un spectacle désolant. C’est étonnant quand on sait que grâce aux minerais de fer que les Chinois ...

Niseho tamin’ny fomba ofisialy tetsy amin’ny Hôtel Colbert Antaninarenina ny komity mpanohana ny kandidà Pierrot Rajaonarivelo, mitondra ny anarana Vahatra izay hivondronan’ireo antoko politika sy fikambanana maro man ...

Quelques têtes politiques ont choisi depuis le début de ce mois, de se prononcer ouvertement contre la tenue des élections qui restent encore hypothétiques, malgré l’optimisme béat et servi ...

Nandritra ny valan-dresaka nataon’ny filoha teo aloha Ravalomanana, omaly, no nilazany ny fahitany ny akon’ny fivorian’ny Troika farany teo izay nanamafy ny fanohanan’ny fianankaviambe iraisam-pirenena ny firosoana amin’ny fifidia ...

Empêtrés dans les contradictions internes d’un ministère qui, à chaque changement de régime, perd de plus en plus de pouvoirs et de moyens, les commissaires et les contrôleurs économi ...

L’ancien président finira-t-il par soutenir un candidat à l’élection présidentielle sous la pression de la SADC ? Marc Ravalomanana a affirmé aux journalistes hier, lors d’une conférence d ...

Naneho ny heviny manoloana ny firosoana amin’ny fifidianana eto Madagasikara ihany koa ny antoko Pro Ravalomanana. Nambaran’ny mmpitarika an’ity antoko ity fa tsy mpanohana an-dRavalomanana akory izy ireo fa mpanohana ny foto-kevi ...

Naneho ny tsy fahafalian’ny mponina any amin’ny distrikan’i Soalala iny sy ny any amin’ny distrikan’i Besalampy ny solontenan’izy ireo izay tonga eto Antananarivo amin’izao fotoana izao. ...

Mbola tsy voatendry hatramin’izao izay olona hisolo ny filohan’ny delegasiona manokan’ny tananan’Antananarivo teo aloha Edgard Razafindravahy izay efa nametram-pialàna noho ny maha kandidà amin’ny fifidianana filoham ...

A presque un mois de la date du scrutin présidentiel, le KMF/CNOE affirme le démarrage d’ici quelques jours de la sensibilisation électorale relative à l’utilisation du système de bulletin unique ...