Journal La Nation : « La Nation » le quotidien d’informations et d’actualité, est un journal quotidien de 16 pages minimum au format standard des quotidiens Nationaux de la place. Elle est déjà sur le marché, présente à Antananarivo et dans les provinces.

Edition du

14/09/2013
N° 379

 

Recherche Journal

Archive Politique

Trano100 tafo mahery harodana

22/11/2012

Olona miisa 51 avy amina fianankaviana mipetraka amina trano miisa 100 mahery ao amin’ny fokontany Andohatapenaka no nisy nitory teny amin’ny fitsarana teny Anosy omaly. Olo-tsotra iray no mitory azy ireo ary milaza ho tompon’ny tany izay misy ny trano fonenan’ireo fianankaviana izao.

Mangataka ny fitsarana hamoaka didy ahafahany mandrodana ireo trano ireo ny mpitory, raha araka ny vaovao voaray avy amin’ny loharanom-baovao avy any an-toerana. Omaly moa no nitondrana izany raharaha izany teny amin’ny tribonaly Anosy ary nahemotra amin’ny 5 desambra ny raharaha.
Araka ny filazan’ireo fianankaviana ireo dia efa maherin’ny roapolo taona izy ireo no nonina sy nanajary izany toerana misy azy ireo izany. Izany hoe, mananjo hizaka ny tany, araka ny làlana manankery eto amin’ny firenena izy ireo, raha araka ny heviny. Etsy an-danin’izany dia notsiahivin’izy ireo ihany koa ny lalàna izay navoakan’izao fitondrana tetezamita izao, izany hoe ny lalàna laharana 654/12 tamin’ny 23 mai 2012 izay milaza fa tsy azo atao ny mandrodana tranon’olona, n’inon’inona antony, eto amin’ny firenena.
Marihina fa manohana ireo mponina izay lasibatr’izao fikasana hanala azy ireo amin’ny toerana misy azy izao ny fikambanana HAFARI Malagasy. Ity fikambanana ity izay mifantoka manokana amin’ny fiarovana ny marefo amin’ny lafiny rehetra, indrindra manoloana ny tsindry hazo lena mety hahazo azy ireo.

Tag :

Le bureau du district de Soalala est presque en ruine. Aucun entretien n’est en cours et la bâtisse offre un spectacle désolant. C’est étonnant quand on sait que grâce aux minerais de fer que les Chinois ...

Niseho tamin’ny fomba ofisialy tetsy amin’ny Hôtel Colbert Antaninarenina ny komity mpanohana ny kandidà Pierrot Rajaonarivelo, mitondra ny anarana Vahatra izay hivondronan’ireo antoko politika sy fikambanana maro man ...

Quelques têtes politiques ont choisi depuis le début de ce mois, de se prononcer ouvertement contre la tenue des élections qui restent encore hypothétiques, malgré l’optimisme béat et servi ...

Nandritra ny valan-dresaka nataon’ny filoha teo aloha Ravalomanana, omaly, no nilazany ny fahitany ny akon’ny fivorian’ny Troika farany teo izay nanamafy ny fanohanan’ny fianankaviambe iraisam-pirenena ny firosoana amin’ny fifidia ...

Empêtrés dans les contradictions internes d’un ministère qui, à chaque changement de régime, perd de plus en plus de pouvoirs et de moyens, les commissaires et les contrôleurs économi ...

L’ancien président finira-t-il par soutenir un candidat à l’élection présidentielle sous la pression de la SADC ? Marc Ravalomanana a affirmé aux journalistes hier, lors d’une conférence d ...

Naneho ny heviny manoloana ny firosoana amin’ny fifidianana eto Madagasikara ihany koa ny antoko Pro Ravalomanana. Nambaran’ny mmpitarika an’ity antoko ity fa tsy mpanohana an-dRavalomanana akory izy ireo fa mpanohana ny foto-kevi ...

Naneho ny tsy fahafalian’ny mponina any amin’ny distrikan’i Soalala iny sy ny any amin’ny distrikan’i Besalampy ny solontenan’izy ireo izay tonga eto Antananarivo amin’izao fotoana izao. ...

Mbola tsy voatendry hatramin’izao izay olona hisolo ny filohan’ny delegasiona manokan’ny tananan’Antananarivo teo aloha Edgard Razafindravahy izay efa nametram-pialàna noho ny maha kandidà amin’ny fifidianana filoham ...

A presque un mois de la date du scrutin présidentiel, le KMF/CNOE affirme le démarrage d’ici quelques jours de la sensibilisation électorale relative à l’utilisation du système de bulletin unique ...