23/11/2012
Araka ny nambaran’ny komandin’ny CIRGN Analamanga, ny Kolonely Rakotomahanina Florent dia hirotsaka an-tsehatra amin’ny fanenjehana an’ireo mpivarotra ireny akanjo na lamba miendrika fanamiana miaramila ireny izy ireo manomboka izao. Ny famaroan’ireo jiolahy izay misandoka ka manao ireny fanamiana ireny no nambaran’ity manamboninahitra ity fa anton’izany fandraisan’andraikitra izany.
Hisy arak’izany ny fidinana eny amin’ny tsena sy ny fanadihadiana isan-karazany hataon’ireo mpitandro filaminana mba hanafoanana ny famarotana ireny karazan-damba ireny.
Tsiahivina fa tsy vaovao akory ny fandrarana ny fivarotana an’ireny fanamiana miaramila ireny. Saingy hatramin’izao dia tsy mety foana izany. Misy ihany koa anefa ireo izay milaza fa amin’ny tranga sasany dia avy ao an’ivon’ny mpitandro filaminana ihany no mivoaka ireny fanamiana ireny. Tokony hifanindran-dàlana amin’ny fandrarana ny fivarotana izany eny amin’ny mpivarotra, arak’izany ny fanadihadiana lalina eny an’ivon’ny fitantanana ara-potaonana ao amin’ny tafika ndrao misy tokoa ny gaboraraka momba izany.
Le bureau du district de Soalala est presque en ruine. Aucun entretien n’est en cours et la bâtisse offre un spectacle désolant. C’est étonnant quand on sait que grâce aux minerais de fer que les Chinois ... Lire la suite
Niseho tamin’ny fomba ofisialy tetsy amin’ny Hôtel Colbert Antaninarenina ny komity mpanohana ny kandidà Pierrot Rajaonarivelo, mitondra ny anarana Vahatra izay hivondronan’ireo antoko politika sy fikambanana maro man ... Lire la suite
Quelques têtes politiques ont choisi depuis le début de ce mois, de se prononcer ouvertement contre la tenue des élections qui restent encore hypothétiques, malgré l’optimisme béat et servi ... Lire la suite
Nandritra ny valan-dresaka nataon’ny filoha teo aloha Ravalomanana, omaly, no nilazany ny fahitany ny akon’ny fivorian’ny Troika farany teo izay nanamafy ny fanohanan’ny fianankaviambe iraisam-pirenena ny firosoana amin’ny fifidia ... Lire la suite
Empêtrés dans les contradictions internes d’un ministère qui, à chaque changement de régime, perd de plus en plus de pouvoirs et de moyens, les commissaires et les contrôleurs économi ... Lire la suite
L’ancien président finira-t-il par soutenir un candidat à l’élection présidentielle sous la pression de la SADC ? Marc Ravalomanana a affirmé aux journalistes hier, lors d’une conférence d ... Lire la suite
Naneho ny heviny manoloana ny firosoana amin’ny fifidianana eto Madagasikara ihany koa ny antoko Pro Ravalomanana. Nambaran’ny mmpitarika an’ity antoko ity fa tsy mpanohana an-dRavalomanana akory izy ireo fa mpanohana ny foto-kevi ... Lire la suite
Naneho ny tsy fahafalian’ny mponina any amin’ny distrikan’i Soalala iny sy ny any amin’ny distrikan’i Besalampy ny solontenan’izy ireo izay tonga eto Antananarivo amin’izao fotoana izao. ... Lire la suite
Mbola tsy voatendry hatramin’izao izay olona hisolo ny filohan’ny delegasiona manokan’ny tananan’Antananarivo teo aloha Edgard Razafindravahy izay efa nametram-pialàna noho ny maha kandidà amin’ny fifidianana filoham ... Lire la suite
A presque un mois de la date du scrutin présidentiel, le KMF/CNOE affirme le démarrage d’ici quelques jours de la sensibilisation électorale relative à l’utilisation du système de bulletin unique ... Lire la suite
Visiteurs
611.315