26/11/2012
Notifirin’ireo andian-jiolahy miisa 24 nirongo basy poleta ny mpivarotra fiarakodia efa niasa iray teny Alarobia-Amboniloha ny faran’ny herinandro lasa teo. Vola mitentina 100.000 fmg monja anefa no lasan’izy ireo tamin’izany, araka ny vaovao azo. Toa hoe vao avy nivarotra fiara ity lehilahy ity ; noheverin’ireo jiolahy ho mitahiry vola an-trano angamba ny tenany ka izany no anton’izao fanafihana izao. Niezaka nanohitra ihany ny tenany, nanidy ny varavarana saingy tifitra avy hatrany kosa no setrin’izany. Tsy manana indra-fo amin’izay rehetra manelingelina amin’ny fanafihana ataony mihitsy ireo jiolahy, raha tsy hiresaka afatsy ireo olona telo indray maty voatifitra teny Ivanja, herinandro maro lasa izay.
Somary hafa noho ny mahazatra ity fanafihana mitam-piadiana ity. Tsy dia fandre matetika tokoa izany hoe mpanao fanafihana mitam-piadiana 24 lahy izany, mitovy amin’ireny andian-dahalo any Atsimo ireny. Tsy mety voafehy mihitsy ny asa ratsy eto amintsika na dia efa manao izay azony atao aza ny mpitandro filaminana. Isan’ny fanamarihana nivohitra tamin’ny fanambarana nataon’ny FFKM moa ity resaka tsy fandriampahalemana ity. Ny firenena mihitsy no efa hanjakan’ny fahalovana hoy hatrany ny fiombonamben’ny fiangonana kristiana eto Madagasikara. Efa manao fanamby amin’ny fiaraha-monina mihitsy ireo jiolahy matoa mandeha andiany maro tahaka izao nitranga teny Alarobia-Amboniloha izao.
Le bureau du district de Soalala est presque en ruine. Aucun entretien n’est en cours et la bâtisse offre un spectacle désolant. C’est étonnant quand on sait que grâce aux minerais de fer que les Chinois ... Lire la suite
Niseho tamin’ny fomba ofisialy tetsy amin’ny Hôtel Colbert Antaninarenina ny komity mpanohana ny kandidà Pierrot Rajaonarivelo, mitondra ny anarana Vahatra izay hivondronan’ireo antoko politika sy fikambanana maro man ... Lire la suite
Quelques têtes politiques ont choisi depuis le début de ce mois, de se prononcer ouvertement contre la tenue des élections qui restent encore hypothétiques, malgré l’optimisme béat et servi ... Lire la suite
Nandritra ny valan-dresaka nataon’ny filoha teo aloha Ravalomanana, omaly, no nilazany ny fahitany ny akon’ny fivorian’ny Troika farany teo izay nanamafy ny fanohanan’ny fianankaviambe iraisam-pirenena ny firosoana amin’ny fifidia ... Lire la suite
Empêtrés dans les contradictions internes d’un ministère qui, à chaque changement de régime, perd de plus en plus de pouvoirs et de moyens, les commissaires et les contrôleurs économi ... Lire la suite
L’ancien président finira-t-il par soutenir un candidat à l’élection présidentielle sous la pression de la SADC ? Marc Ravalomanana a affirmé aux journalistes hier, lors d’une conférence d ... Lire la suite
Naneho ny heviny manoloana ny firosoana amin’ny fifidianana eto Madagasikara ihany koa ny antoko Pro Ravalomanana. Nambaran’ny mmpitarika an’ity antoko ity fa tsy mpanohana an-dRavalomanana akory izy ireo fa mpanohana ny foto-kevi ... Lire la suite
Naneho ny tsy fahafalian’ny mponina any amin’ny distrikan’i Soalala iny sy ny any amin’ny distrikan’i Besalampy ny solontenan’izy ireo izay tonga eto Antananarivo amin’izao fotoana izao. ... Lire la suite
Mbola tsy voatendry hatramin’izao izay olona hisolo ny filohan’ny delegasiona manokan’ny tananan’Antananarivo teo aloha Edgard Razafindravahy izay efa nametram-pialàna noho ny maha kandidà amin’ny fifidianana filoham ... Lire la suite
A presque un mois de la date du scrutin présidentiel, le KMF/CNOE affirme le démarrage d’ici quelques jours de la sensibilisation électorale relative à l’utilisation du système de bulletin unique ... Lire la suite
Visiteurs
611.197