26/11/2012
androany ny grevin’ireo mpiraki-draharaha manerana ny Nosy, araka ny tapaka nandritra ny fivoriana izay natao tao amin’ny lapan’ny Fitsarana Tampony ny faha-19 novambra 2012. Tsy ho tomombana avokoa araka izany ny raharaham-pitsarana rehetra. Ireo mpiraki-draharaha tokoa mantsy no miantoka ny fitànana an-tsoratra didim-pitsarana izay antontan-taratasy rehetra mahakasika ny Fitsarana. Fitakiana tambin-karama amin’ny fitaterana sy ny trano fonenana tsy mbola novalian’ny Fanjakana no fototr’izany grevy izany.
Mitentina eo amin’ny 400.000 Ar no tontalin’izany tambin-karama izany. Mahatratra 1600 eo ho eo no isan’ny mpiraki-draharaha manerana an’i Madagasikara. Ry zareo avy any Toamasina no efa nilaza fa hanatanteraka ity fitokonana ity.
Re koa nefa izao fa vonona hiverina handray ny asany avy hatrany ireo mpiraki-draharaha raha vao mahazo valinteny mahafa-po avy amin’ny mpitondra fanjakana, na dia ampahany kely amin’izany ihany aza. Nanao tohy vakana ny fitokonana sy ny grevy nandritra ity fitondrana Tetezamita ity. Nahita hevitra namahana izany hatrany anefa ny mpitondra noho ny fananan’izy ireo vola be, nanomezana fahafaham-po ho an’izay mitaky izany. Mbola fanontaniana tsy misy valiny hatramin’izay fotoana lavalava izay moa ny hoe: “avy aiza marina ireny vola be amina miliara zarazarain’Ambohitsorohitra etsy sy eroa ireny?”. Ho isan’ireo hahazo ny anjarany àry ve ireto mpiraki-draharaha ireto?
Le bureau du district de Soalala est presque en ruine. Aucun entretien n’est en cours et la bâtisse offre un spectacle désolant. C’est étonnant quand on sait que grâce aux minerais de fer que les Chinois ... Lire la suite
Niseho tamin’ny fomba ofisialy tetsy amin’ny Hôtel Colbert Antaninarenina ny komity mpanohana ny kandidà Pierrot Rajaonarivelo, mitondra ny anarana Vahatra izay hivondronan’ireo antoko politika sy fikambanana maro man ... Lire la suite
Quelques têtes politiques ont choisi depuis le début de ce mois, de se prononcer ouvertement contre la tenue des élections qui restent encore hypothétiques, malgré l’optimisme béat et servi ... Lire la suite
Nandritra ny valan-dresaka nataon’ny filoha teo aloha Ravalomanana, omaly, no nilazany ny fahitany ny akon’ny fivorian’ny Troika farany teo izay nanamafy ny fanohanan’ny fianankaviambe iraisam-pirenena ny firosoana amin’ny fifidia ... Lire la suite
Empêtrés dans les contradictions internes d’un ministère qui, à chaque changement de régime, perd de plus en plus de pouvoirs et de moyens, les commissaires et les contrôleurs économi ... Lire la suite
L’ancien président finira-t-il par soutenir un candidat à l’élection présidentielle sous la pression de la SADC ? Marc Ravalomanana a affirmé aux journalistes hier, lors d’une conférence d ... Lire la suite
Naneho ny heviny manoloana ny firosoana amin’ny fifidianana eto Madagasikara ihany koa ny antoko Pro Ravalomanana. Nambaran’ny mmpitarika an’ity antoko ity fa tsy mpanohana an-dRavalomanana akory izy ireo fa mpanohana ny foto-kevi ... Lire la suite
Naneho ny tsy fahafalian’ny mponina any amin’ny distrikan’i Soalala iny sy ny any amin’ny distrikan’i Besalampy ny solontenan’izy ireo izay tonga eto Antananarivo amin’izao fotoana izao. ... Lire la suite
Mbola tsy voatendry hatramin’izao izay olona hisolo ny filohan’ny delegasiona manokan’ny tananan’Antananarivo teo aloha Edgard Razafindravahy izay efa nametram-pialàna noho ny maha kandidà amin’ny fifidianana filoham ... Lire la suite
A presque un mois de la date du scrutin présidentiel, le KMF/CNOE affirme le démarrage d’ici quelques jours de la sensibilisation électorale relative à l’utilisation du système de bulletin unique ... Lire la suite
Visiteurs
611.140