Journal La Nation : « La Nation » le quotidien d’informations et d’actualité, est un journal quotidien de 16 pages minimum au format standard des quotidiens Nationaux de la place. Elle est déjà sur le marché, présente à Antananarivo et dans les provinces.

Edition du

14/09/2013
N° 379

 

Recherche Journal

Archive Politique

« Efa fantatro avokoa ny paikan’ny fitondrana !»

27/11/2012

Nitafa tamin’ny mpanao gazety teto amin’ny La Nation i Louisette Raharimalala, nitondra fanampim-panazavana mikasika ilay raharaha nitranga tany amin’ny taona 2005, manodidina ny fialany sy ny fodiany an-tanindrazana ary ny raharaham-pirenena amin’ny ankapobeny. « Lasa tany ivelany aho ny taona 2003 taorian’ny nahafatesan’ny zanako ; niverina an-tanindrazana kosa aho ny taona 2007, nialohan’ny nianjeran’ny fitondrana Ravalomanana. Tsy teto an-toerana aho tamin’ny fotoana nanofan’ireo olon-dratsy ireo ny trano teny Atsimondrano ; ny tomponandraikitra misahana ny orinasa no nifampiraharaha tamin’ireo mpanofa trano ary efa voalazan’ny La Nation rahateo koa fa nisandoka anarana sy karapanondro izy ireo tamin’izany », hoy Louisette Raharimalala.

Nambaran’i Louisette Raharimalala ihany koa fa tena manelingelina ny fitondrana amin’izao fotoana ny filazan’ny ny zava-misy marina eto amin’ny firenena ary ny fomba amam-panaon’ny teo aloha izay nomelohin’ny vahoaka Malagasy ihany no mbola miverina, araka izao manaraka izao : « efa fantatro avokoa ny paikadin’ny fitondrana. Tsy hafa fa olona akaiky ao ihany no mitatitra izay zavatra kotrehan’izy ireo. Ireo fomba ratsy fanaovan’ny mpitondra teo aloha noheverin’ny vahoaka Malagasy fa tokony hofoanana no mbola haverin’izao fitondrana izao. Latsaka an-kady tanteraka anefa ny firenena ka tsy afaka hitazam-potsiny na dia eo aza ny tetika maizina rehetra”. Isan’ireo mpanao politika mahitsy fitenenana manoloana ny fiainam-pirenena sy ny toe-draharaha niainan’ny vahoaka nanomboka ny taona 2009 moa i Louisette Raharimalala ary vao haingana ny tenany no nanao valan-dresaka an-gazety nanameloka ny “opération” Tandroka tany Atsimo.

Tag :

Le bureau du district de Soalala est presque en ruine. Aucun entretien n’est en cours et la bâtisse offre un spectacle désolant. C’est étonnant quand on sait que grâce aux minerais de fer que les Chinois ...

Niseho tamin’ny fomba ofisialy tetsy amin’ny Hôtel Colbert Antaninarenina ny komity mpanohana ny kandidà Pierrot Rajaonarivelo, mitondra ny anarana Vahatra izay hivondronan’ireo antoko politika sy fikambanana maro man ...

Quelques têtes politiques ont choisi depuis le début de ce mois, de se prononcer ouvertement contre la tenue des élections qui restent encore hypothétiques, malgré l’optimisme béat et servi ...

Nandritra ny valan-dresaka nataon’ny filoha teo aloha Ravalomanana, omaly, no nilazany ny fahitany ny akon’ny fivorian’ny Troika farany teo izay nanamafy ny fanohanan’ny fianankaviambe iraisam-pirenena ny firosoana amin’ny fifidia ...

Empêtrés dans les contradictions internes d’un ministère qui, à chaque changement de régime, perd de plus en plus de pouvoirs et de moyens, les commissaires et les contrôleurs économi ...

L’ancien président finira-t-il par soutenir un candidat à l’élection présidentielle sous la pression de la SADC ? Marc Ravalomanana a affirmé aux journalistes hier, lors d’une conférence d ...

Naneho ny heviny manoloana ny firosoana amin’ny fifidianana eto Madagasikara ihany koa ny antoko Pro Ravalomanana. Nambaran’ny mmpitarika an’ity antoko ity fa tsy mpanohana an-dRavalomanana akory izy ireo fa mpanohana ny foto-kevi ...

Naneho ny tsy fahafalian’ny mponina any amin’ny distrikan’i Soalala iny sy ny any amin’ny distrikan’i Besalampy ny solontenan’izy ireo izay tonga eto Antananarivo amin’izao fotoana izao. ...

Mbola tsy voatendry hatramin’izao izay olona hisolo ny filohan’ny delegasiona manokan’ny tananan’Antananarivo teo aloha Edgard Razafindravahy izay efa nametram-pialàna noho ny maha kandidà amin’ny fifidianana filoham ...

A presque un mois de la date du scrutin présidentiel, le KMF/CNOE affirme le démarrage d’ici quelques jours de la sensibilisation électorale relative à l’utilisation du système de bulletin unique ...