27/11/2012
Mikatso indray ny eo anivon’ny fitsarana etsy Anosy nandritra ny omaly. Mitokona tsy miasa ireo ny mpiraki-draharaha noho ny antony ara-bola. Mitaky ny handoavana ny tambi-karamany izy ireo izay vao milaza fa hanajanona ny fitokonany sy hiverina hiasa indray.
Tsy misy noho izany ny raharam-pitsarana rah any voalazan’ireo mpitokona am-polony maro tetsy Anosy maro. Efa nisy ny dinika mahakasika ity fangatahan’ny mpiraki-draharaha ity efa-bolana mialoha an’izao fitokonana izao saingy tsy nisy ny vahaolana hita. “Efa nentina teo anatrehan’ny ministry ny fitsarana ity fitakiana ny zonay ity fa tsy nisy vokany” hoy Rabenandrasana Nicolas, filohan’ny sendikan’ny mpiraki-draharaha eto Madagasikara. Mandram-piandry ny vahaolana dia nanambara ny mpiraki-draharaha eto Antananarivo fa hanetsika ireo namany any amin’ny faritany izay mbola tsy nahazo ny anjara tambi-karamany ihany koa. Marihina moa fa maherin’ny arivo ny isan’ireo mpiraki-draharaha manerana an’I Madagasikara ka ny maro an’isa amin’izy ireo dia voalaza fa hitokona avokoa. Araka izany, tsy mbola afaka eny anivon’ny fitsarana hatreto ny resa-bola izay miteraka olana matetika ka mamparisarisa ny fitsarana Malagasy.
Le bureau du district de Soalala est presque en ruine. Aucun entretien n’est en cours et la bâtisse offre un spectacle désolant. C’est étonnant quand on sait que grâce aux minerais de fer que les Chinois ... Lire la suite
Niseho tamin’ny fomba ofisialy tetsy amin’ny Hôtel Colbert Antaninarenina ny komity mpanohana ny kandidà Pierrot Rajaonarivelo, mitondra ny anarana Vahatra izay hivondronan’ireo antoko politika sy fikambanana maro man ... Lire la suite
Quelques têtes politiques ont choisi depuis le début de ce mois, de se prononcer ouvertement contre la tenue des élections qui restent encore hypothétiques, malgré l’optimisme béat et servi ... Lire la suite
Nandritra ny valan-dresaka nataon’ny filoha teo aloha Ravalomanana, omaly, no nilazany ny fahitany ny akon’ny fivorian’ny Troika farany teo izay nanamafy ny fanohanan’ny fianankaviambe iraisam-pirenena ny firosoana amin’ny fifidia ... Lire la suite
Empêtrés dans les contradictions internes d’un ministère qui, à chaque changement de régime, perd de plus en plus de pouvoirs et de moyens, les commissaires et les contrôleurs économi ... Lire la suite
L’ancien président finira-t-il par soutenir un candidat à l’élection présidentielle sous la pression de la SADC ? Marc Ravalomanana a affirmé aux journalistes hier, lors d’une conférence d ... Lire la suite
Naneho ny heviny manoloana ny firosoana amin’ny fifidianana eto Madagasikara ihany koa ny antoko Pro Ravalomanana. Nambaran’ny mmpitarika an’ity antoko ity fa tsy mpanohana an-dRavalomanana akory izy ireo fa mpanohana ny foto-kevi ... Lire la suite
Naneho ny tsy fahafalian’ny mponina any amin’ny distrikan’i Soalala iny sy ny any amin’ny distrikan’i Besalampy ny solontenan’izy ireo izay tonga eto Antananarivo amin’izao fotoana izao. ... Lire la suite
Mbola tsy voatendry hatramin’izao izay olona hisolo ny filohan’ny delegasiona manokan’ny tananan’Antananarivo teo aloha Edgard Razafindravahy izay efa nametram-pialàna noho ny maha kandidà amin’ny fifidianana filoham ... Lire la suite
A presque un mois de la date du scrutin présidentiel, le KMF/CNOE affirme le démarrage d’ici quelques jours de la sensibilisation électorale relative à l’utilisation du système de bulletin unique ... Lire la suite
Visiteurs
611.092