29/11/2012
amin’ny Distrikan’Ankazoabo sy Benenitra indray amin’izao fotoana izao no malaza ratsy. Fantatra araka ny fanambarana nataon’ny parlemantera avy any amin’izany faritra izany fa mirongatra izay tsy izy amin’izao fotoana izao ny fanafihana ataon’ny dahalo mpangalatr’omby any amin’izany distrika izany.
Ny fanazavana nataon’izy ireo no nahafantarana fa hatramin’ny 20 novambra no manakty dia efa nahatratra 700 mahery ny omby voaroban’ny malaso tany amin’izany faritra izany. Manao andiany 60 ka hatramin’ny 100 izy ireo amin’ny fanafihana ataony ary mirongo fitaovam-piadiana maherivaika.
Nambaran’ny parlemantera ihany koa fa sady tsy ampy isa no tsy ampy fitaovana ireo mpitandro filaminana any ain’ireo distrika ireo ka izay no tena antony mampirongatra izay asan-dahalo izay. Manahy mafy ny amin’ny mety fivadihan’ireo dahalo tany amin’ny faritra hafa ho any amin’ny distrika misy azy ireo, arak’izany ny mponina any Ankazoabo sy Benenitra. Iaraha-mahalala fa sady efa madiva tsy hisy intsony ny omby any amin’ireo faritra hafa izay efa nanjakan’izany asan-dahalo izany ary eo ihany koa ny fisian’iero mpitandro filaminana mandray anjara tamin’ireo hetsika “tandroka” tany amin’ireo faritra hafa.
Miantso ny fandraisan’andraikitry ny fitondram-panjakana izy ireo manoloana izany.
Le bureau du district de Soalala est presque en ruine. Aucun entretien n’est en cours et la bâtisse offre un spectacle désolant. C’est étonnant quand on sait que grâce aux minerais de fer que les Chinois ... Lire la suite
Niseho tamin’ny fomba ofisialy tetsy amin’ny Hôtel Colbert Antaninarenina ny komity mpanohana ny kandidà Pierrot Rajaonarivelo, mitondra ny anarana Vahatra izay hivondronan’ireo antoko politika sy fikambanana maro man ... Lire la suite
Quelques têtes politiques ont choisi depuis le début de ce mois, de se prononcer ouvertement contre la tenue des élections qui restent encore hypothétiques, malgré l’optimisme béat et servi ... Lire la suite
Nandritra ny valan-dresaka nataon’ny filoha teo aloha Ravalomanana, omaly, no nilazany ny fahitany ny akon’ny fivorian’ny Troika farany teo izay nanamafy ny fanohanan’ny fianankaviambe iraisam-pirenena ny firosoana amin’ny fifidia ... Lire la suite
Empêtrés dans les contradictions internes d’un ministère qui, à chaque changement de régime, perd de plus en plus de pouvoirs et de moyens, les commissaires et les contrôleurs économi ... Lire la suite
L’ancien président finira-t-il par soutenir un candidat à l’élection présidentielle sous la pression de la SADC ? Marc Ravalomanana a affirmé aux journalistes hier, lors d’une conférence d ... Lire la suite
Naneho ny heviny manoloana ny firosoana amin’ny fifidianana eto Madagasikara ihany koa ny antoko Pro Ravalomanana. Nambaran’ny mmpitarika an’ity antoko ity fa tsy mpanohana an-dRavalomanana akory izy ireo fa mpanohana ny foto-kevi ... Lire la suite
Naneho ny tsy fahafalian’ny mponina any amin’ny distrikan’i Soalala iny sy ny any amin’ny distrikan’i Besalampy ny solontenan’izy ireo izay tonga eto Antananarivo amin’izao fotoana izao. ... Lire la suite
Mbola tsy voatendry hatramin’izao izay olona hisolo ny filohan’ny delegasiona manokan’ny tananan’Antananarivo teo aloha Edgard Razafindravahy izay efa nametram-pialàna noho ny maha kandidà amin’ny fifidianana filoham ... Lire la suite
A presque un mois de la date du scrutin présidentiel, le KMF/CNOE affirme le démarrage d’ici quelques jours de la sensibilisation électorale relative à l’utilisation du système de bulletin unique ... Lire la suite
Visiteurs
610.999