Journal La Nation : « La Nation » le quotidien d’informations et d’actualité, est un journal quotidien de 16 pages minimum au format standard des quotidiens Nationaux de la place. Elle est déjà sur le marché, présente à Antananarivo et dans les provinces.

Edition du

14/09/2013
N° 379

 

Recherche Journal

Archive Politique

Faritra Antsinanana

05/12/2012

Mikasa ny hanao “fafy rano be” ireo Tangalamena any amin’iny Faritra Antsinanana iny. Ny loharanom-baovao avy any an-toerana no nahafantarana fa tsy vitsy amin’ny mponina ao an-tampon-tanan’i Toamasina no mihevitra fa voaota io tanana io nohon’ny fisian’ireo bengy (osy) izay ompian’olona ao an-tanana.

Ny bengy izay biby fady ao amin’izany tanana izany. Ankoatr’izay ota fady izay dia isan’ny anton’ity Fafy rano be ity ihany koa ny fahatsapan’izy ireo fa mila famintranam-pihavanana ny mponina ao amin’ny tananan’I Toamasina. Ao anatin’ity hetsika Fafy rano be ity ary no kasain’ireo izay mpikarakara an’izany hanaovana fangatahana avy amin’ny vahoaka ny hamoahana ny fonja an’ireo izay voasambotra nohon’ny hetsika politika nataony toa an-dry Riry be sy ny namany ary toa an’ny Tangalamena zakariasy ihanhy koa.
Tsara ny manamarika fa amin’ny fotoana mialohan’ny fetin’ny faran’ny taona toy izao dia tsy vitsy ireo izay mitondra bengy mankany Toamasina satria liana amin’ny fividianana azy ireny mba hatao sakafo amin’ny fety ireo teratany Karana. Etsy an-danin’izany anefa tsy vitsy ihany koa izay mihevitra fa misy ifandraisana amin’ny fisian’ireo bengy izay notahirizina mpandraharaha lehibe any an-toerana ity raharaha ity. Ity mpandraharaha ity izay fantatra fa manana fifandraisana amin’ny filoha teo aloha. Tsiahivina ihany koa fa nisy bengy ihany koa tao amin’ny toeran’ny orin’asan’ny filoha teo aloha tany Toamasina.

Tag :

Le bureau du district de Soalala est presque en ruine. Aucun entretien n’est en cours et la bâtisse offre un spectacle désolant. C’est étonnant quand on sait que grâce aux minerais de fer que les Chinois ...

Niseho tamin’ny fomba ofisialy tetsy amin’ny Hôtel Colbert Antaninarenina ny komity mpanohana ny kandidà Pierrot Rajaonarivelo, mitondra ny anarana Vahatra izay hivondronan’ireo antoko politika sy fikambanana maro man ...

Quelques têtes politiques ont choisi depuis le début de ce mois, de se prononcer ouvertement contre la tenue des élections qui restent encore hypothétiques, malgré l’optimisme béat et servi ...

Nandritra ny valan-dresaka nataon’ny filoha teo aloha Ravalomanana, omaly, no nilazany ny fahitany ny akon’ny fivorian’ny Troika farany teo izay nanamafy ny fanohanan’ny fianankaviambe iraisam-pirenena ny firosoana amin’ny fifidia ...

Empêtrés dans les contradictions internes d’un ministère qui, à chaque changement de régime, perd de plus en plus de pouvoirs et de moyens, les commissaires et les contrôleurs économi ...

L’ancien président finira-t-il par soutenir un candidat à l’élection présidentielle sous la pression de la SADC ? Marc Ravalomanana a affirmé aux journalistes hier, lors d’une conférence d ...

Naneho ny heviny manoloana ny firosoana amin’ny fifidianana eto Madagasikara ihany koa ny antoko Pro Ravalomanana. Nambaran’ny mmpitarika an’ity antoko ity fa tsy mpanohana an-dRavalomanana akory izy ireo fa mpanohana ny foto-kevi ...

Naneho ny tsy fahafalian’ny mponina any amin’ny distrikan’i Soalala iny sy ny any amin’ny distrikan’i Besalampy ny solontenan’izy ireo izay tonga eto Antananarivo amin’izao fotoana izao. ...

Mbola tsy voatendry hatramin’izao izay olona hisolo ny filohan’ny delegasiona manokan’ny tananan’Antananarivo teo aloha Edgard Razafindravahy izay efa nametram-pialàna noho ny maha kandidà amin’ny fifidianana filoham ...

A presque un mois de la date du scrutin présidentiel, le KMF/CNOE affirme le démarrage d’ici quelques jours de la sensibilisation électorale relative à l’utilisation du système de bulletin unique ...