06/12/2012
Fantatra ary izao fa notànana am-ponja ny talen’ny CROUA (centre régional d’œuvre universitaire) teo aloha, Randriamiarinarivo Abel sy ny « agent comptable » iray, voarohirohy tamin’ny fanodinkodinam-bola mitentina 694.697.682 Ar tao amin’izany sampan-draharaha izany. Ry zareo avy ao amin’ny IGE moa no niantoka ny fanadihadiana nahitàna izany lavaka teo amin’ny fitantanam-bolan’ny CROUA izany. Voatery nandray fepetra ihany tokoa mantsy ny fitondrana Tetezamita rehefa nivoaka an-gazety ity raharaha nohezahan’ny sasany nafenina ity. Raha adika amin’ny teny fohy dia manelingelina mihitsy ny mpanao gazety sy ny asan-gazety eto amintsika.
Gadra politika ?
Dia hilaza indray ve izany ireto tomponandraikitra tao amin’ny CROUA ireto, any aoriana any fa nogadrain’ny fitondrana Rajoelina izy ka dia ho isan’ny gadra politika indray koa? Lasa fomba amam-panaon’ny mpanao politika eto amintsika tokoa mantsy izany, nanomboka ny taona 2002. Izay rehetra nigadra nandritra iny fitondrana Ravalomanana Marc iny dia milaza tena ho gadra politika sy nogadrain’ny mpitondra teo aloha noho ny tsy fitovian-kevitra avokoa na dia halatra fiarakodia, firaisana tsikombakomba tamin’ny fanamboarana vola sandoka nahafatesana manamboninahitra avy ao amin’ny zandarimaria teny Amboanjombe aza no heloka nanenjehana azy ireo.
Le bureau du district de Soalala est presque en ruine. Aucun entretien n’est en cours et la bâtisse offre un spectacle désolant. C’est étonnant quand on sait que grâce aux minerais de fer que les Chinois ... Lire la suite
Niseho tamin’ny fomba ofisialy tetsy amin’ny Hôtel Colbert Antaninarenina ny komity mpanohana ny kandidà Pierrot Rajaonarivelo, mitondra ny anarana Vahatra izay hivondronan’ireo antoko politika sy fikambanana maro man ... Lire la suite
Quelques têtes politiques ont choisi depuis le début de ce mois, de se prononcer ouvertement contre la tenue des élections qui restent encore hypothétiques, malgré l’optimisme béat et servi ... Lire la suite
Nandritra ny valan-dresaka nataon’ny filoha teo aloha Ravalomanana, omaly, no nilazany ny fahitany ny akon’ny fivorian’ny Troika farany teo izay nanamafy ny fanohanan’ny fianankaviambe iraisam-pirenena ny firosoana amin’ny fifidia ... Lire la suite
Empêtrés dans les contradictions internes d’un ministère qui, à chaque changement de régime, perd de plus en plus de pouvoirs et de moyens, les commissaires et les contrôleurs économi ... Lire la suite
L’ancien président finira-t-il par soutenir un candidat à l’élection présidentielle sous la pression de la SADC ? Marc Ravalomanana a affirmé aux journalistes hier, lors d’une conférence d ... Lire la suite
Naneho ny heviny manoloana ny firosoana amin’ny fifidianana eto Madagasikara ihany koa ny antoko Pro Ravalomanana. Nambaran’ny mmpitarika an’ity antoko ity fa tsy mpanohana an-dRavalomanana akory izy ireo fa mpanohana ny foto-kevi ... Lire la suite
Naneho ny tsy fahafalian’ny mponina any amin’ny distrikan’i Soalala iny sy ny any amin’ny distrikan’i Besalampy ny solontenan’izy ireo izay tonga eto Antananarivo amin’izao fotoana izao. ... Lire la suite
Mbola tsy voatendry hatramin’izao izay olona hisolo ny filohan’ny delegasiona manokan’ny tananan’Antananarivo teo aloha Edgard Razafindravahy izay efa nametram-pialàna noho ny maha kandidà amin’ny fifidianana filoham ... Lire la suite
A presque un mois de la date du scrutin présidentiel, le KMF/CNOE affirme le démarrage d’ici quelques jours de la sensibilisation électorale relative à l’utilisation du système de bulletin unique ... Lire la suite
Visiteurs
611.169