Journal La Nation : « La Nation » le quotidien d’informations et d’actualité, est un journal quotidien de 16 pages minimum au format standard des quotidiens Nationaux de la place. Elle est déjà sur le marché, présente à Antananarivo et dans les provinces.

Edition du

14/09/2013
N° 379

 

Recherche Journal

Archive Politique

Miahiahy an’i Fatma Samoura

06/12/2012

Tsy mazava ny fihetsiky ny mpandrindra ny rafitry ny Firenena Mikambana eto Magadasikara, Fatma Samoura, raha araka ny nambaran’ireo mpikambana ao amin’ny VOT (Vondron’olo-tsotra) izay nanao valan-dresaka ho an’ny mpanao gazety omaly. Miahiahy ny amin’ny mety hanaovan’ity solon-tenan’ny Firenena Mikambana eto Madagasikara ity tatitra vilana mikasika ny zava-misy eto amin’ny firenena eo anatrehan’izany rafitra iraisam-pirenena izany ny VOT raha araka ny fanazavana nataon’izy ireo tamin’ny mpanao Gazety. Nambaran’izy ireo ihany koa fa in’efatra izy ireo no nandefa taratasy tany amin’i Fatma Samoura kanefa tsy nisy valiny avokoa izany hatramin’izao.

Arak’izany dia nampitandrina an’ity diplomaty ity ny VOT mba hanova ny fomba fiasany raha sanatria ka misy izany fanaovana tatitra vilana izany. Nandefa taratasy any amin’ity tompon’andrikitra ity izy ireo mba hangataka fihaonana aminy ahafahana mifanazava momba an’ity raharaha ity.
Tsara ny mampatsiahy fa tazana tamin’ireo hetsika sasantsasany izay mahakasika an’izao fitondrana tsy mbola ankatoavin’ny Firenana Mikambana izao ity masoivohony ity. Fihetsika izay tombanan’ny VOT ho toy ny firaisana tsikombakomba amin’ny mpitondra ny tetezamita. Tsara ihany koa ny mampatsiahy fa isan’ny angady nananana sy vy nahitana ny fifanarahana hanampian’ny Firenena Mikambana ny fikarakarana ny fifidianana ho tontosaina eto Madagasikara amin’ny taona ho avy.

Tag :

Le bureau du district de Soalala est presque en ruine. Aucun entretien n’est en cours et la bâtisse offre un spectacle désolant. C’est étonnant quand on sait que grâce aux minerais de fer que les Chinois ...

Niseho tamin’ny fomba ofisialy tetsy amin’ny Hôtel Colbert Antaninarenina ny komity mpanohana ny kandidà Pierrot Rajaonarivelo, mitondra ny anarana Vahatra izay hivondronan’ireo antoko politika sy fikambanana maro man ...

Quelques têtes politiques ont choisi depuis le début de ce mois, de se prononcer ouvertement contre la tenue des élections qui restent encore hypothétiques, malgré l’optimisme béat et servi ...

Nandritra ny valan-dresaka nataon’ny filoha teo aloha Ravalomanana, omaly, no nilazany ny fahitany ny akon’ny fivorian’ny Troika farany teo izay nanamafy ny fanohanan’ny fianankaviambe iraisam-pirenena ny firosoana amin’ny fifidia ...

Empêtrés dans les contradictions internes d’un ministère qui, à chaque changement de régime, perd de plus en plus de pouvoirs et de moyens, les commissaires et les contrôleurs économi ...

L’ancien président finira-t-il par soutenir un candidat à l’élection présidentielle sous la pression de la SADC ? Marc Ravalomanana a affirmé aux journalistes hier, lors d’une conférence d ...

Naneho ny heviny manoloana ny firosoana amin’ny fifidianana eto Madagasikara ihany koa ny antoko Pro Ravalomanana. Nambaran’ny mmpitarika an’ity antoko ity fa tsy mpanohana an-dRavalomanana akory izy ireo fa mpanohana ny foto-kevi ...

Naneho ny tsy fahafalian’ny mponina any amin’ny distrikan’i Soalala iny sy ny any amin’ny distrikan’i Besalampy ny solontenan’izy ireo izay tonga eto Antananarivo amin’izao fotoana izao. ...

Mbola tsy voatendry hatramin’izao izay olona hisolo ny filohan’ny delegasiona manokan’ny tananan’Antananarivo teo aloha Edgard Razafindravahy izay efa nametram-pialàna noho ny maha kandidà amin’ny fifidianana filoham ...

A presque un mois de la date du scrutin présidentiel, le KMF/CNOE affirme le démarrage d’ici quelques jours de la sensibilisation électorale relative à l’utilisation du système de bulletin unique ...