06/12/2012
Fantatra tamin’ny 4 desambra teo ny fanampahan-kevitry ny Vondrona eropeanina mahakasika ny fahafahan’ny fiaramanidin’ny Kompaniam-pitaterana an’abakabaka Malagasy misidina any amin’ny habakabak’izy ireo. Araka ity fanampahan-kevitra ity dia mbola mipetraka ho isan’ireo ao anatin’ny lisitra arahi-maso akaiky sy tsy mahazo misidina ny habakabaka eropeana ny fiaramanidinn’ny Air Madagascar. Lisitra B no fiantso azy ireo. Isan’ny miray lisitra amin’i Madagasikara i Kazakstan, Gabon, Corée, Ghana, ary Comores.
Na dia nanantena ny hiala amin’ity lisitra B ity ary arak’izany i Madagasikara, araka ny fampanantenan’ireo tompon’andraikitra, dia mbola tafajanona ao ihany. Main’ny volana avrily amin’ny taona 2013 indray vao hisy ny famoahan’ny Vondrona Eropeanina ny lisitra vaovao momba izany.
Marihina fa afaka mampiasa fiaramanidina an’ireo kompania tsy voakasik’ity sazy ity ny kompaniam-pitaterana an’anabakabaka Malagasy raha te-hiasa ao anatin’ny habakabaka any Eropa. Tsy isalasalana arak’izany ny mbola hanofan’ny Air Madagascar ny fiaramanidina avy amin’ny Kompania frantsay ho an’ireo zotra mankany amin’ny firenena Eropeana. Tsy vaha-olana ho an’ny Kompania Air Madagascar anefa izany, raha ny lafiny ara-toe-karena no jerena.
Le bureau du district de Soalala est presque en ruine. Aucun entretien n’est en cours et la bâtisse offre un spectacle désolant. C’est étonnant quand on sait que grâce aux minerais de fer que les Chinois ... Lire la suite
Niseho tamin’ny fomba ofisialy tetsy amin’ny Hôtel Colbert Antaninarenina ny komity mpanohana ny kandidà Pierrot Rajaonarivelo, mitondra ny anarana Vahatra izay hivondronan’ireo antoko politika sy fikambanana maro man ... Lire la suite
Quelques têtes politiques ont choisi depuis le début de ce mois, de se prononcer ouvertement contre la tenue des élections qui restent encore hypothétiques, malgré l’optimisme béat et servi ... Lire la suite
Nandritra ny valan-dresaka nataon’ny filoha teo aloha Ravalomanana, omaly, no nilazany ny fahitany ny akon’ny fivorian’ny Troika farany teo izay nanamafy ny fanohanan’ny fianankaviambe iraisam-pirenena ny firosoana amin’ny fifidia ... Lire la suite
Empêtrés dans les contradictions internes d’un ministère qui, à chaque changement de régime, perd de plus en plus de pouvoirs et de moyens, les commissaires et les contrôleurs économi ... Lire la suite
L’ancien président finira-t-il par soutenir un candidat à l’élection présidentielle sous la pression de la SADC ? Marc Ravalomanana a affirmé aux journalistes hier, lors d’une conférence d ... Lire la suite
Naneho ny heviny manoloana ny firosoana amin’ny fifidianana eto Madagasikara ihany koa ny antoko Pro Ravalomanana. Nambaran’ny mmpitarika an’ity antoko ity fa tsy mpanohana an-dRavalomanana akory izy ireo fa mpanohana ny foto-kevi ... Lire la suite
Naneho ny tsy fahafalian’ny mponina any amin’ny distrikan���i Soalala iny sy ny any amin’ny distrikan’i Besalampy ny solontenan’izy ireo izay tonga eto Antananarivo amin’izao fotoana izao. ... Lire la suite
Mbola tsy voatendry hatramin’izao izay olona hisolo ny filohan’ny delegasiona manokan’ny tananan’Antananarivo teo aloha Edgard Razafindravahy izay efa nametram-pialàna noho ny maha kandidà amin’ny fifidianana filoham ... Lire la suite
A presque un mois de la date du scrutin présidentiel, le KMF/CNOE affirme le démarrage d’ici quelques jours de la sensibilisation électorale relative à l’utilisation du système de bulletin unique ... Lire la suite
Visiteurs
611.180